kilalaom-pitivana
21. voahary
(
25/02/2004 18:24)
tairo ary ho jerena ndray !!!
Ohatra hoe : zahovina ianao no hitako ??? (smile)
Ohatra hoe : zahovina ianao no hitako ??? (smile)
23. six
(
26/02/2004 19:40)
o ry lema, vao manomboka ve ny kilalao d tady ajanona sahady, alefao e:
voahary> rehefa afaka ianao d mifankahita,
:)
voahary> rehefa afaka ianao d mifankahita,
:)
24. lema
(
26/02/2004 17:57)
ka ny an'i kally anie ny tiany hoe isika gasy tsy mba afaka mamorona mihitsy fa manaraka ny efa napetraka foana e!
25. fijo
(
27/02/2004 20:07)
le kilalao fitiavana no tsy tiany ka.izy mantsy serieuse kely izay.ih,ih,ih.
27. fijo
(
28/02/2004 20:30)
izay mantsy.aza serieuse loatra moa e."tsiky dia ampy"hoy ny tanjona eto.
37. kitjo
(
19/03/2004 17:01)
zany efa oe kitjo sy kally,"k" ihany no itovizanay ko,fa le fanontanian fijo no vakiko fa ts valiako
40. kitjo
(
31/03/2004 11:21)
hahaha,lema ko ary @ standard ambadika ary efa annonce allo allo b fa mitsoka
