Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
voahary
(
26/02/2004 19:28)
ny taloha
salut daholo ny namana rehetra an!
Hono ho aho ra misy ex taloha efa t@ 5 taona lasa io an, dia rah mbola te hiresaka sy manome fotoana indray izy hiresahana de tokony handeha ve sa ahoana??? Mi-insi...
tohiny
novalian'i kitjo ny 26/03/2004 20:24
ngama
(
26/02/2004 13:52)
mitady namana tsy matotra
Hifanadaladala fotsiny izany ilay fiarahana tadiavina fa tsy matotra ka mba mety mahita ve eto?...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2004 00:08
oully
(
25/02/2004 18:05)
Maharikoriko
Nisy niantso aho indray andro izay, dia niteny tamiko ity lehilahy iray fa omeny 20 euros hono aho raha manaiky ho alainy sary ny tongotro ambany. Dia gaga aho sady saika faly fa hoe mpiasan'ny mpanao...
tohiny
novalian'i eliana ny 02/08/2004 04:02
xxx
(
25/02/2004 16:23)
possessif!
manimba fiarahana v kay ny diso possessif b loatra!?
d inn tokony atao!...
tohiny
novalian'i kitjo ny 26/03/2004 20:29
rapah
(
25/02/2004 13:44)
Ny farim-piainana sy ny fitiavana
Maninona kay ny olona @ankapobeny no mijery farimpihainana aloha vao mitia .?
moa ve mitsinjo ny hoaviny izy ?....
tohiny
novalian'i niainaj ny 01/07/2004 12:48
xxx
(
25/02/2004 09:22)
aleo misoroka toy izay hihaka
mbo hisorohana @ vohoka tsy hirina d mangataka fanazavana momban`ny tokony atao.
marina fa eo ny fanabeazanaizana isan-karazany nefa raha misafidy ny tsy hanaraka an`ireny d ahona?
Mila confirmation...
tohiny
novalian'i kitjo ny 01/04/2004 16:17
hery
(
24/02/2004 10:39)
Tatitra ofisialy fihaonana 15/02/04
Tanteraka soamantsara ny fifampiarahabana tratry ny taona niraisan'ny fikambanana namana ny 15/02/04 teo
Ireto ny lisitry ny solonanarana voaray tamin'ny namana tonga tamin izany :
lucienr, voahiran...
tohiny
novalian'i kokoa ny 26/04/2004 11:40
isrine
(
23/02/2004 18:49)
toetsain'ny gasy!
maninona no tsy manana fahatokisana isika gasy fa "manja e "! noho isika voazanaky ny vazaha ve, sa?
rahoviana isika no afaka ny hiaina ara-dalana ka tsy hanao fampitahana be fahatany @ vazaha?...
tohiny
novalian'i kitjo ny 13/03/2004 12:53
hendry
(
23/02/2004 13:04)
avantage´ny avortement
Mpitsabo iray, na ny marimarina kokoa mpianatra ho mpitsaboa fa efa andalam-pahavitana ny fianarany, no nilaza fa misy vokatsoa azo avy @ fanalana zaza hono. Tsy azoko tsara moa ilay fanazavany satria...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2004 09:44
hendry
(
23/02/2004 12:50)
kristianisma sy fomba amam-panao
Tsy ohatran´ny azo ampiarahana ihany ve ireo e? Sady kristianina no mamadika, inona ny olana? Raha efa mari-pototra tsara ny finoanao, tsy tokony hanana olana @ fampiarahana ny fomba amam-panao (izay...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 29/02/2004 17:53
hendry
(
23/02/2004 12:15)
EURD
Ahoana ny mba fandraisan´ny tsirairay ny momba ity antokom-pivavahana EURD (Eglise Universelle de Royaume de Dieu) ity? Tsy hoe entina hitsikerena na hidirana lalina @ fiainan´ny EURD akory fa ny ma...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 08/04/2004 08:20
hendry
(
23/02/2004 11:25)
lehilahy sexy
Toa ny vehivavy foana no omena tsiny @ fomba fitafy. Dia ahoana zany reny lehilahy mba manao fitafy manaitaitra reny? misy ohatra manao rony short mifinjifinjy (matetika jean) mampiharihary zay mivang...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2004 23:06
hendry
(
23/02/2004 10:55)
fiarahana???
Inona marina ny dikan´ilay hoe "miaraka" e?
Ny an´ny sasany manko dia lazaina fa raha vao tsy nanao firaisana ara-nofo hono ny couple roa dia tsy miaraka @ ilay sens hoe mpisipa ry zareo, ndraindra...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/05/2004 22:45
lion
(
21/02/2004 20:24)
RANAIVO Nicolas
Azafady,
Mba mitady an io olona io aho na ilay vadiny na ny zanany indrindra indrindra raha sendra mba misy mahalala azy dia aza misalasala fa manorata aty amiko.(lion)
Misaotra Mialoha.
...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2004 22:46
xxx
(
21/02/2004 19:29)
te hanangana groupe
te hanangana groupe rock aho nefa tsy mahita élement surtout chanteur
( charismatique )
izao guitariste
mba ampio o...
tohiny
novalian'i nirijimka ny 08/04/2004 12:45
solofo
(
21/02/2004 19:10)
Tsikeran'ny Baiboly
T@ ireo mpitsikera Baiboly dia hitako fa mitombina tsara daholo ny fanontaniany sy ny fisalasalany. Ny mahagaga ahy nefa -tsoriko fa vaka mihitsy aho- dia ireo ampahany ao @ Baiboly izay azo hazavaina...
tohiny
novalian'i tia_ery ny 15/04/2004 14:59
six
(
21/02/2004 18:10)
rehefa tia dia tena tia
ianareo ve raha miaraka amin'olona anankiray, niteny hoe "za tia anao" na koa hoe "za koa anie tia anao e", eo imolotra fotsiny ve iny sa REHEFA TIA DIA TENA TIA? ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/03/2004 12:11
xxx
(
21/02/2004 15:45)
mitady namana matotra
salut
izaho dia kof mitady sipa iarahana ( 19 - 23 taona, 1.56 minimum raha azo atao), mety ho gaga angamba ianareo hoe maninona no eto @ net aho no mitady...eto angamba aho no hireussir kokoa, raha...
tohiny
novalian'i kitjo ny 12/03/2004 13:43
xxx
(
21/02/2004 12:30)
Taiza sy Taiza
Hilazao vaovao fotsiny aho dia vita....
tohiny
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 06:56
xxx
(
20/02/2004 20:05)
'za koa mbô hitady e!
mila namana vehivavy tsotra sy matotra mba hiaraka amiko raha mety .valio ao amin'ny rprincis@yahoo.fr...
tohiny
novalian'i ngama ny 12/03/2004 18:41
