arts martiaux

1. aladin ( 27/02/2004 16:51)
Iza avy kay no mpanao art martiaux na haiady ato amintsika mpiserasera ato?dia inona no taranja ataonareo?
novalian'i sahary ny 06/01/2005 09:30
2. samoina ( 27/02/2004 13:42)
(Ma)haiady daholo ny namana eto saingy tsy maintsy mitandri-tena sao vaky lava eto ny écran !
Tsy azo tenenina loatra ny taranja sao tafihin-drizalahy avy any @ serasera hafa eo knou !
3. fijo ( 28/02/2004 09:22)
za nanao AI KI DO,efa nanao JUDO kely koa e.tao amin'i rambeloson tao ambodrona.
4. ikaretsaka ( 29/02/2004 18:00)
za manao ady an-tsena... mikoty koa ve io hahaha
5. samoina ( 01/03/2004 20:24)
Adi-varotra izany an-tsena izany sa fanenjehana mpangaro-paosy ?
6. ralay ( 01/03/2004 13:46)
zah indray tsy mahay miady fa mahay miala lol
7. aladin ( 01/03/2004 14:25)
ny mitsoaka be koa ange rehefa raikitra ny ady ka fanatanjahantena e!
8. fijo ( 03/03/2004 10:31)
ny fahalalana fa tsy mifanentana amin'ny tena ny advers dia efa fahaizana miady izay.
9. aladin ( 03/03/2004 18:40)
'zahay kosa ve 50kg de hiady @ olona poids lourd na de inona aza?
10. ikaretsaka ( 03/03/2004 18:23)
za mba gaga.. ento aho ray tongotro koa fomba fiady
11. jhouhlambout ( 09/03/2004 19:58)
Aleo velona sy resy toy izay, resy sy tsy velona!
12. ikaretsaka ( 10/03/2004 09:11)
ekena!-
13. fijo ( 11/03/2004 11:52)
ny fandresena voalohany dia ny tsy fisian'ny ady.ary rehefa miady dia ratsy ny miahotra.
14. jhouhlambout ( 12/03/2004 20:56)
La violence est l'arme des faibles hono
15. kitjo ( 14/03/2004 17:22)
zay indrindra
16. ikaretsaka ( 15/03/2004 12:24)
marina
17. kitjo ( 15/03/2004 20:22)
fa tsy le fampiharana "...." an,hihiih
18. kitjo ( 21/03/2004 09:35)
ie,tokony mahay mamehy tena sy mandanjalanja fa tsy oe za mafy be d gafiko dol ny olona na oe vao misy mankasarotra d lasa izao
19. ikaretsaka ( 22/03/2004 09:02)
na izaho aza ve oh no mankasarotra anao? hi hi hi
20. kitjo ( 22/03/2004 13:56)
ra enao d aleoko milamina aloha e,
enao ko v d hankasarotra anah,hi hi hi,zavatra hafa ngamba fa tsy hiady hanao arts matiaux
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2063