Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i sahary, milahatra araka ny daty
sahary
(
18/04/2005 04:19)
toko sy andininy manome hery
andeha indray isika mba iresaka zavatra tena mahafinaritra fa tsy dia hifanditra foana @ adi-hevitra .Anisan'ny tena manome hery ary koa mampiorina ny finoana ny fananana ireny toko sy andininy manoka...
tohiny
novalian'i routa ny 11/05/2005 12:02
sahary
(
11/04/2005 04:31)
TENA MATY VE NY MATY ?
araka ny resaka mandeha atsy ambadika atsy,dia mandeha ny resaka hoe mivavaka amin'ny maty,ny maty no atao mpanelanelana ...sns.Mikasika izay dia manontany tena aho hoe "tena maty marina ve ny maty "s...
tohiny
novalian'i sahary ny 19/04/2005 12:15
sahary
(
06/04/2005 10:32)
teny atsipy ho anareo katolika !
mba nanitikitika ahy ity ry zareo de mba atsipiko kely ato mba angatahako ny hevitra avy any aminareo amin'izao ankatoky ny fifidianana izay ho papa vaovao izao;METY HO AZO INOANA VE NY METY HISIAN'NY...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 15/04/2025 02:04
sahary
(
10/02/2005 04:15)
PROTESTANT ??????????????????
Fa inona no antony nahatonga ny anarana hoe protestant ?...
tohiny
novalian'i sahary ny 13/04/2005 04:18
sahary
(
10/02/2005 04:05)
MAHEREZA HOMAN-KENA DIA HITANAO FA (...)
rehefa natao ny fandinihana dia ny ntaolo no nalaza fa ela velona indrindra sady tsy mba farofy zany,sady natanjaka ihany koa,indrisy anefa fa taty aoriana rehefa tonga teo @ fitondrana ny tany sy ny ...
tohiny
novalian'i kally ny 03/03/2005 15:37
sahary
(
11/01/2005 09:49)
inona ary \'zany รด!
inona no mahasamihafa ny \"silipo\"taloha sy ny ankehitriny ?
...
tohiny
novalian'i sahary ny 13/01/2005 08:03
sahary
(
11/01/2005 04:24)
tsy lelany kosa zany fa tandrony eh!
nisy ankizy vavy iray zay zany tany ambanivohitra de ny tranony le trano bozaka ireny ,de le sipa zany rehefa te hanao @ ankamany de eo @ rindrina eo no miankina rehefa le hariva iny ny andro satria m...
tohiny
novalian'i iartistika ny 16/02/2005 16:26
sahary
(
06/01/2005 11:34)
azo atao ny tsy harary intsony
salut daholy!
azo atao tsara ny miaro ny vatana tsy harary intsony (ankoatry ny ratra) ,ahoana no mba hevitrareo...
tohiny
novalian'i watafon ny 02/03/2005 06:44
