toko sy andininy manome hery

1. sahary ( 18/04/2005 04:19)
andeha indray isika mba iresaka zavatra tena mahafinaritra fa tsy dia hifanditra foana @ adi-hevitra .Anisan'ny tena manome hery ary koa mampiorina ny finoana ny fananana ireny toko sy andininy manokana ao @ soratra masina ireny indrindra fa ilay ao anatin'ny fitsapana mivaivay iny indrindra ianao.Koa andeha isika mba hifampizara hoe:INONA NO TOKO SY ANDININY TENA MAHAFINARITRA ANAO INDRINDRA AO @ SORATRA MASINA ?
Dia misaotra anao sahady nandray anjara. =D =D =D
novalian'i routa ny 11/05/2005 12:02
2. ltiana ( 18/04/2005 04:50)
"Mifalia mandrakariva ao amin'i Tompo, hoy izaho indray mifalia" Filipiana 4 :
3. marozevo ( 18/04/2005 10:30)
Aza matahotra, minoa fotsiny ihany. Mk 5, 36
4. routa ( 18/04/2005 10:51)
Jaona 5:39> dinihonareony SORATRA MASINA satria ataonareo fa ao aminy no anananareo fiainana mandrakizay,ary ireny no manambara Ahy .
5. annie ( 18/04/2005 11:38)
mmmm!tena tsara ka!Ny ahy tiko daholo ny teny rehetra ao
6. ndrena ( 18/04/2005 12:39)
Tsy misy ratsy akory ny tenin'A/tra fa samia manome e:Salamo 34:19 "Maro ny fahorian'ny marina nefa Jehovah manafak'azy @ izany rehetra izany
7. ari.malala ( 18/04/2005 12:56)
Jer 29;11 "Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo hoy ny TOmpo dia hevitra hitondra fiadanana fa tsy loza, hanome anareo ny fanantenana ny @ farany"

Mt 11, 28 Venez à moi, vous tous qui êtes fatigués et ployez sous le fardeau, et je vous soulagerai. 29 Prenez sur vous mon joug, et recevez mes leçons: je suis doux et humble de cœur; et vous trouverez du repos pour vos âmes, 30 car mon joug est doux et mon fardeau léger. "


Ef5;14" Mifohaza ianao izay matory, mitsangana @ maty dia hanazava anao i Kristy"

8. dadabe ( 18/04/2005 13:50)
"Aza mamaly ratsy na amin'iza na amin'iza ,Miomana hanao izay maha-mendrika eo imason'ny olona rehetra"Romana 12:17
sahary >misaotra anao (l)
9. maditra ( 18/04/2005 14:45)
Do not be overcome by evil, but overcome evil with good(Romans 12:21) My favorite verse.
10. pitchou ( 18/04/2005 19:13)
nenà le tantara iray manontolo no tiako fa raha vao misy dinganina d tsy mahafa-po ahy!
11. Veloo ( 18/04/2005 21:27)
I can do everythings through Christ who gives me strength. Phil. 4 : 13 Io no tena tsara.
12. yonikafopl ( 18/04/2005 23:15)
Aoka tsy hisy olona hanao tsinotsinona anao, noho ny hatanoranao, fa aoka ho tonga fianarana ho an'ny mino ianao, amin'ny fiteny,amin'ny fitondrantena,amin'ny fitiavana,amin'ny finoana. amin'ny fahadiovana. I Tim 4- 12

fa izay voasoratra ao anatin'ny baiboly dia tiako sy hahazoako hery avokoa, fa io teny io no teny fanaon'i dadanay anay foana , ary koa hira mba nahafinaritra ahy tao am skoto.
13. dadabe ( 19/04/2005 11:37)
yonika>hainjy ve io hira io ? :wink:
"sambatra izay mamaky sy ny mihaino ny tenin'ity faminaniana ity ka mitandrina izay voasoratra ao anatiny fa atomotra ny andro"apokalypsy 1:3
14. routa ( 19/04/2005 12:46)
annie> eny hoaho zany mihitsy tsara daholo ny teny rehetra ao @ baiboly ary tsy mba tantara mankaleo zay no maha ten Andriamanitra azy
Hebreo>10:25>aza mahafoy ny fiarahantsika maangona , tahaka ny fanaon ny sasany ,fa mifananara kosa ,mainka satria hitanareo fa mihatomotra ny andro.
15. dadabe ( 19/04/2005 14:39)
=D> merci routa
16. fijo ( 19/04/2005 21:08)
ary izy dia namadika ny rano ho lasa dovay.io no tena tiako.
17. yonikafopl ( 20/04/2005 00:21)
fijo hihihhiih mahafinaritra raha mba manana teny tiana ao anaty baiboly, ary irariana mba ho tia ny baiboly iray manontolo se! :wink: :-o
dadabe, oujiiiiii, efa we hira mba mahafinaritra ana kou, tena haiko, aleo fa hiraintsika miaraka :)
18. sahary ( 20/04/2005 03:54)
hanome saina anao aho sy hampianatra anao izay lalan-kalehanao aho,hitsinjo anao ny masoko dia hanolo-tsaina anao aho. SAL 32:8
19. ndrena ( 20/04/2005 04:43)
Ohabolana 8:17 "TIAKO IZAY TIA AHY ARY IZAY FATRA-PITADY AHY DIA HAHITA AHY"
20. dadabe ( 20/04/2005 13:28)
tezitra angah i ndrena?
yonika anadao ary e (l) :-*
"sambatra izay olona nahita fahendrena sy izay olona mahazo fahalalana"ohabolana 3:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3378