toko sy andininy manome hery

41. routa ( 27/04/2005 14:24)
hihihi :D
42. routa ( 27/04/2005 14:37)
ohabolana toko 4:20, 21,22 >Anaka ,tandremo ny teniko ;Atongilano ny sofinao hihaino ny filazako.Aza avela hiala eo imasonao izy ,fa raketo ao am-ponao .Fa aina ho an ny mahazo azy izy. Ary fahasalamana ho an ny nofo rehetra .
43. chipie1 ( 28/04/2005 10:26)
" izao no didiko , dia ny mba ifankatiavanareo tahaka ny itiavako anareo.
jaona15:12


44. dadabe ( 28/04/2005 10:47)
"Langilangiko sy fiadiako Hianao :Jeremia 51 :20a
45. routa ( 28/04/2005 12:41)
Ikoritiana toko 9:24
Tsyfantatrareo va fa izay miazakazaka eo@tanyfihazakazahana dia samy mihazakazaka avokoa ,nefa ny iray hiany no mahazo ny loka ?.
mihazakazaha toy izany mba hahazoanareo .
46. routa ( 04/05/2005 06:01)
Romana 2:13
Fa tsy ny mpandre ny lalàna no marina eo anatrehan ANDRIAMANITRA fany mpakaton ny lalàna no hohamarinina.
47. ari.malala ( 04/05/2005 09:54)
Nous savons d'ailleurs que toutes choses concourent au bien de ceux qui aiment Dieu, de ceux qui sont appelés selon son éternel dessein.( Romains 8, 28)

48. marozevo ( 05/05/2005 01:14)
Aza matahotra ho'aho, minoa fotsiny ihany. Mk 5, 36
49. routa ( 11/05/2005 12:02)
Jakoba 1:22>Fa aoka ho mpakato ny teny hianareo,fa aza mpihaino fotsiny ihany ka mamitaka ny tenanareo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1496