toko sy andininy manome hery

21. yonikafopl ( 20/04/2005 19:12)
Jeremia 33 3 Antsoy Aho dia hovaliako ianao ka ampisehoako zavatra mahagaga izay mbola tsy fantatrao.
dadabe za efa reraka mihira fa ianao tsy manao le beso akory :wink:
22. Veloo ( 20/04/2005 20:11)
Fijo a fantatro ny eritreritrao, eeeeeee tsy dovay misy alkola io an... Tsy i jesosy mihitsy no hanome dovay (taoko) ho an'ny olombelona izay hanimba ny fisainan'ny olona. Misy dikany roa ny dovay ao @ baiboly.
"Que la paix soit avec vous"
23. yonikafopl ( 20/04/2005 20:53)
:-w
24. fijo ( 20/04/2005 22:28)
veloo dovay aloha io ko.zave mahalala.
ary tiako koa le hoe "mitondra ahy eo amin'ny ahimaintso fialantsasatra izy"
25. dadabe ( 21/04/2005 08:17)
yonika> (l) + :-*
veloo> araka ny soratra masina dia
1-divay=fampianarana
2-divay=toaka
Jeremia 12:1a "Raha mifandahatra Aminao aho Jehovah o ,dia Hianao no marina"
26. Veloo ( 21/04/2005 15:37)
Fijo a ka aza mihizina oe dovay fotsiny moa e mba tadiavina ao @ baiboly ny tena dikany. Misy dikany roa marina izy io na ranom-boaloboka, na tena dovay mihitsy... ary Jesosy namadika rano ho dovay dia ranom-boaloboka no nataony.
Dadabe, Fijo a
Jereo anie ao @ Prob. 20: 1. Tsy tadidiko par coeur intsony ilay andininy @ tena gasy (azafady an) fa ity izy @ teny angilisy: Wine is a mocker, Intoxicating drink arouses brawling, and whoever is led astray by it is not wise. be dia be ny paradoxe ao @ baiboly ka izany mihitsy no hijerevena ny rehetra ao @ baiboly fa tsy tsinginina kely ery sy etsy fotsiny an.
:wink: :lol:
27. fijo ( 21/04/2005 22:18)
kay le ,ka raha "led astray by it is not wise"naninona no nato e.aminay rehefa nataonao io dia misotro izahay ko.
28. fijo ( 21/04/2005 22:20)
raha ratsy ny sigara ary mamono dia ny mpanao sigara no diso.jereo fa misy didy efa nivoaka momba an'io any us.
sa hoe satria ralavavolo no nanao azy ka nanamamo ny vahoaka dia tsara tampoka?
29. dadabe ( 22/04/2005 05:43)
"Tandremo ny sabatako hajao ny fitoerako masina"Izaho no Jehovah" levitikosy 26:2
30. ari.malala ( 22/04/2005 14:21)
felicitation Fijo an! Tsara ê!
31. dadabe ( 22/04/2005 17:03)
"Ary ankehitriny dia kilema aminareo ny anananareo ady amin'ny namanareo,Hahoana no tsy aleo mandefitra ny tsy rariny aza ianareo ?Nahoana no tsy aleo maharitra ambakaina aza ianareo?"I-kor 6:7
32. Veloo ( 22/04/2005 19:29)
Fijo a zao fotsiny e ianao nomahafantatra izay maha tsara anao, manana fisainana enao oe iza no tsara sy ratsy an. Ka anao ny safidy ooooooo :wink:
33. routa ( 23/04/2005 04:54)
>Koritiana voalohany toko 3:16,17>Tsy fantatrareo va fa tempolin ANDRIAMANITRA hianareo ,ary ny Fanahin ANDRIAMANITRA mitoetra ao anatinareo?.Raha misy manimba ny tempolinANDRIAMANITRA ,dia mba ho simban ANDRIAMANITRA koa izy ;fa masina ny tempolin ANDRIAMANITRA ,dia hianareo izany.
34. dadabe ( 23/04/2005 05:39)
"Fa fantatrareovoalohany indrindra fa ny famoaha-kevitry ny soratra masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona olona fotsiny ihany fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olonatany aloha rehetra :fa avy tamin'ANDRIAMANITRA no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy" II-PET TOKO 1 and 20-21
35. ari.malala ( 27/04/2005 06:43)
"Je t'ai aimée d'un amour éternel, C'est pourquoi j'ai prolongé pour toi la miséricorde" Jeremie 31; 3

"Parce que tu es précieux à mes yeux, tu comptes beaucoup pour moi, et que, moi, je t'aime" Isaîe 43; 4

36. ari.malala ( 27/04/2005 06:46)
Cantiques des Cantiques II, 16 "Mon bien-aimé est à moi, et je suis à lui"
37. routa ( 27/04/2005 08:12)
filipiana >2:10,11 mba ho amin ny anaran i JESOSY no handohalian ny lohalika rehetra na any an-danitra, na ny ety an-tany , na ny any ambanin ny tany ,sy haneken ny lela rehetra fa JESOSY KRISTY no TOMPO ho voninahitr i ANDRIAMANITRA RAY.
38. dadabe ( 27/04/2005 08:40)
routa>mercii misy an'io ao ambadika ao
salamo 63:1 "Andriamanitra o Andriamanitro Hianao,mitady anao fatratra aaho,mangetaheta Anao ny fanahiko,Maniry Anao ny nofoko,Eto @tany maina mangedana sy tsy misy rano"
39. routa ( 27/04/2005 13:43)
>dadabe naka tahaka aho zany :D
>jaona 15:26,27>Fa raha tonga ny Mpananatra izay hirahiko ho aminareo avy amin ny RAY ,dia ny Fanahin ny fahamarinana Izay mivoaka avy amin ny RAY ,dia Izy no ho vavolombolona hanambara Ahy .Ary hianareo koa dia vavolombelona hanambara ,satria hianareo efa teto amiko hatramin ny voalohany.
40. dadabe ( 27/04/2005 14:11)
routa >mbola ilaina ao ambadika ao koa io Fanahin'ny fahamarinana io
"sambatra ny ,malahelo am-pamahy fa azy ny fanjakan'ny lanitra "Matio 5:3
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3834