Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i routa, milahatra araka ny daty
routa ( 22/02/2006 17:15)
mangataka torohevitra
mananjanaka aho te hiditra ao centre de formation de foot ball zahay nefa tsy mahalala ny adiresy tokony hidirana sao mba misy afaka anampy azy de misaotra mialoha mangataka torohevitra koa izy. ny t... tohiny
novalian'i routa ny 28/02/2006 03:28
routa ( 24/06/2005 09:16)
mba mangataka aho hoe ahoana ny manao BOUDINA kay?
very fotsiny ilay mofo dipaina manko de mitady hevitra mba hahalany azy e,de misaotra anareo rehetra .... tohiny
novalian'i bichette ny 07/07/2005 09:18
routa ( 30/03/2005 12:19)
fa maninona kay
mba mandehandeha tokoa aho an-trano ary tspako fa tena miasa daholo ny vatako rehetra nefa tahaka ny tsy ampy sport zany ny tenako ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0157