inona ary \'zany ô!

1. sahary ( 11/01/2005 09:49)
inona no mahasamihafa ny \"silipo\"taloha sy ny ankehitriny ?



novalian'i sahary ny 13/01/2005 08:03
2. fanja1 ( 11/01/2005 10:09)
taloha takona daholo! zao zara raha.... :-D
3. tsiperifery ( 11/01/2005 10:19)
Silipon-dahy sa vavy ?
4. fanja1 ( 11/01/2005 10:22)
tsiperifery ! na ny lahy aza zao efa misy string :-D
5. tsiperifery ( 11/01/2005 10:31)
Talou voafehy tsy afa-miaina ny lahy fa izao efa mbô misy varavarankely eo anoloana !
fanja1) tsy balako ny string raha bandy kah ! Aleoko ihany le misy mitazona raviny tsara ireny ! hihihi
6. ( 11/01/2005 12:33)
nga efa mirotsaka ny ravina tsiperifery :-D
7. mumu ( 11/01/2005 13:08)
kay lety e!! :-D
8. maditra ( 11/01/2005 13:18)
inona ary o?
val> taloha ny slip tsy dia lafo fa izao!!!
9. kanty ( 11/01/2005 14:12)
Sahary> inn ary le valiny fa afa-po a e
10. ikaretsaka ( 11/01/2005 14:22)
Taloha le izy heo salaka fa zo le ozy hoe silipo
ny 1 miafara @ A fa zao miafara @ O na samy miatomboka @ S aza
11. watafon ( 11/01/2005 14:37)
zao ny valiny e! taloha sokafana ny silipo de hita ny v.....dy fa amzao ndray d sokafana ny v....dy zay vao hita ny silipo e! :-D :-D
12. tsiperifery ( 11/01/2005 14:46)
Fa sokafana ahoana koa izany v. izany ry watafon ? Aleo ihany izy rakofan\'ny raviny ao e !
mumu > ary ahoana ny fanaovana valinteny tsy misy xxx sy ps mihintsy toy ilay namana ery ambony fa tsy mbola arakay e ! Voatokana ho an\'iza izy ireny ? Mba te hamaly azy za mantsy de tsy mety
13. iriniaina ( 11/01/2005 15:13)
watafon> :-D
14. watafon ( 11/01/2005 15:38)
:-D :-D tsiperifery ! sokafana @ tanana 2 e!
15. jhouhlambout ( 11/01/2005 17:58)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :{ ;-) :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. welieoelee ( 11/01/2005 18:55)
:-D :-D :-D
tsiperifery :-D efa misy varavaran-kely? hihihi

mumu :-D be kou io le tsy nitonona anarana io!

watafon :-D sokafana izay vao hita.......

sahary
omeko ny saka akia ny lelako a! :lol:
17. chipie1 ( 11/01/2005 20:31)
:-D
18. watafon ( 12/01/2005 05:22)
za koa v mbolamahazo mihomehy ?:-D :-D :-D
19. ikaretsaka ( 12/01/2005 06:15)
tsotra ny valiny.. taloha rehefa te hijery ravim-pitombenana dia akisaka kely ny silipo...
fa @ izoa fotoana @ ilay silipo string string ity dia rehefa te hijery ilay silipo dia akisaka ny ravim-pitombenana!
20. watafon ( 12/01/2005 07:04)
ka zay ange wa e! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4617