teny atsipy ho anareo katolika !

61. annie ( 12/04/2005 17:22)
maninn njay zao io teniko io?
62. xxx ( 12/04/2005 21:35)
namoa-tsampona ry annie, aiza ny reference nakanao io ao anaty Baiboly fa toa mbola tsy novalianao akory ilay izy! Manampy andininy iray ve isika izany satria tsy ampy hovakiana ny Baiboly sa tsy ampy andresen-dahatra ny andininy azo nitsimponina tao anatiny. :-D dia ampy e! hozizy ry zalahy izay.
63. sahary ( 13/04/2005 04:10)
xxx fa maninona nareo no tsy sahy miseho masoandro
64. sahary ( 13/04/2005 04:15)
ny fanavakavaham-bolo-koditra dia tsy misy eo @ Atra fa eo @ samy olom-belona io no manjaka,ary misoko mangina any anatin'ny tsirairay any io na dia lazaina fa foana tsy misy an'izany ntsony aza izao.
Nareo miteny hoe apetraka eo ambany fitarihan'Atra ny fifidianana izay ho papa,nefa tsarovy fa Atra de tsy manery ny olona hoe tsy maintsy izao no atao,fa mamela malalaka ny safidin'ny olona izy eny fa na dia manoro lalana aza,izay no mety tsy hampisy ny mainti-hoditra ho tonga eo.Nefa asa,aleo ny tantara no hitsara.
65. dadabe ( 13/04/2005 15:49)
ari.malala>hay ve e,zah kounkou tsy manana alahelo aminao fa ohhatrany nanazava sy nanamafy ny hevitro fotsiny aho ,fomba fiteny @le hoe tsy possibl no nolazaiko fa tsy misy resaka fanavakavahana ,ary zah sy ianao no milaza fa tsy misy io ,fa any eoropa sy aty asia ,zah milaza aminao fa mety mbola hisy io (mba tsy hilazako hoe tena misy),ka raha eo anivaon'ny fifidianana papa ry ari.malala dia hhmm :....asa....ho hitantsika eo ihany (zah sy ianao hoa no manaiky hoe tsy misy io fanavakavahana io fa....raha ny any eoropa???)hhhmmm saingy @endriny ankolaka fa tsy mivantana
66. Azrael666 ( 15 andro lasa)
Tena tanteraka avokoa ny faminanian'i Hery sy Fijo 20 taona aty aoriana...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1076