teny atsipy ho anareo katolika !
41. dadabe
(
09/04/2005 04:55)
mangataka forever ve ?hihi,fa zah kou aza mba te hahita ny reference kle
42. maditra
(
09/04/2005 05:12)
eto aloha ry dadabe miandry ny valiny. Misy fotoana isika manome dia misy fotoana mangataka. Ifampizarana ange ry dadabe ny hevitra e!
Sa tsy zany?
Sa tsy zany?
47. sonwin
(
10/04/2005 13:36)
mbola hisy any aoriana any ka..fa ahona aloha ilay resaka e, f'anga ilay fifidianana Pape amin'izao? raha ny fahazahoako azy nge ry artistika dia any aoriana any e! mbola hisy ho avy fa ts tain..mety ho izaho aza
48. sonwin

50. dadabe
(
10/04/2005 15:38)
tsy izany ka fa hoe " Papa jean sonwin III",na "Papa jean alexis sonwin de gonzagues" :-D :-D :-D
52. marozevo
(
11/04/2005 02:30)
tsy misy impact kely akory eo amin'ny fiainan'ny Fiangoana ny volon-koditra na ny firazanana. Ny Firenena marobe nampanjaka ny fanavakavahana ara-bolo-koditra efa nanary izany ihany koa.
Ity no porofo mitohoka amin'ny tendany : I Papa Jean Paul II anie ka polonais e. Asa na fantatrao ny dikan'izany any Europe. Any Europe dia izao : Portugais, Espagnols, Français, Anglais, Italiens, Allemands, Suisse, izay ihany no Europeens, fa ny sisa SLAVES. Mafy lavitra raha hazavaina ny tena hevitr'io teny io, indrindra ny fiatraikany teo amin'ny tantara, ary indrisy amin'izao fotoana izao mbola misy tarazony any amin'ny fo lalin'ny olona any izy io.
I Jean Paul II hoa SLAVES, nefa io hita io. Izaho nahita ny olona tonga tany Roma, fa tany aho tamin'ny fandevenana ny Papa, fa tsy fitia te hijery no tao fa tena finoana velona.
Mainty sa fotsy sa mavo sa slave sa indien de l'Amerique sa inona koa... samy afaka ho mpitondra satria mitovy ny SAKRAMENTA NORAISIN'IREO OLONA MIFIDY NY PAPA IREO.

53. dadabe
(
11/04/2005 04:03)
marozevo>ianao izany zatra mihinana ambolony a,fa angaha nisy resaka fanavakavahana ara-bolokoditra teo,hoy ny size hoe :"mety ho azo inoana ve ny hisian'ny papa mainty hoditra"?de zay de samy maneho ny heviny ny tsirairay fa tsy misy resaka fanavakavahana
:D de ampy a
:D de ampy a
54. Mifenty
(
11/04/2005 08:21)
Mlay be kousa klou le tenin'i annie ery eh
Ity lesy ny réference hoa 'nizay mitady ah
io le référence ho an'izay tsy mahalala, averiko ndray
]Annie-forum-ssera/08-04-2005 16:54:02

"Ary izao no ahafantaranareo ny farany:ny mainty hanjakazaka @ fotsy"Annie-forum-ssera/08-04-2005 16:54:02
io le référence ho an'izay tsy mahalala, averiko ndray
]Annie-forum-ssera/08-04-2005 16:54:02
55. pissoa
(
11/04/2005 16:05)
mifetny> Tonga ihany ilay izy, efa ela mihitsy aho no niandry an'io referecne io
58. Mifenty
(
12/04/2005 08:16)
>>pissoa tsisy isaorana eh. Io ilay référence hoa 'nizay mila eh.
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
60. ari.malala
(
12/04/2005 13:56)
dadabe, ny tiko tenenina @ le oe manambany anie de le filazanao azy hoe "tsy possibl marina ny hahalany ny maity eo fa mba atao dinema eo antrehan;izao tontolo izao fotsiny.
izao ary e:IZA NO SAHY HI PARE AMIKO ??ZAH MILAZA FA TSY MISY MAINTY LANY EO ?alefao inona no atao parii?hahehehe " sa tsi ianao no niteny an'io? Fa angaha tsy olona ny maintsy? Sa tsy mba natao hanana ny toerany hoa ny mainty aminao? Le fanavahana couleur hoe maintsy sy fotsy mintsy koa no tena tsy levon'ny saiko ê! Satria ao @ Andriamanitra tsy misy mainty sy fotsy, olom-potsy sy andevo izany intsony. Resaka fitondrana ny Fiangonan'Andriamanitra ve de ataonao an'izany hoe alefao inona ny pari?! F'angaha izy ity course soavaly ko hanaovana pari?! Tena tafintohina be aloha za ê! fa tsy mitana alahelo aminao na izany aza. :)