teny atsipy ho anareo katolika !

21. dadabe ( 07/04/2005 13:12)
:( :( :(
maditra > iarimalala>tsy nampoiziko,ady hevitra anie no atao eto e,namoaka ny hevitro aho==>nefa tezitra ianareo ,,mbola vao izay aza no notenenina (hoe tsy misy mainty lany eo)de efa bla bla sy oa oa oa ianareo ,tsy midika ho fanavahan izany ry zandry fa zavamisy a,ny sasany aza moa sahy milaza mihitsy fa tsy mendika ny hiaina @taonjato faha21 hihihih zara aza nisy an'iny ho asiana sira hihihih,tairo fa ny aty mahazaka foana e
:D de ampy e ny manaraka mbola ho avy fa aza misendaotra ambony any ee
22. ari.malala ( 07/04/2005 13:20)
dadabe, fa tsy tsapanao ve nefa hoe manambany be ilayfiteninao hoe maintsy ê! ahoana ary ianao @ Nonce Apostolique eto amintsika maintsy hoditra ê! sa ve aminao rehefa "mainty " dia tsy mba natao hanana ny toerany mintsy fa voaozona ho voazanaka sy entina fa tsy mba natao ho mpitondra? mirefarefa be @ tany ny fisainanao!
23. dadabe ( 07/04/2005 13:33)
arimalala>ny ady hevitra anie hoa ka hoe "azonao inoana ve ny hisian'ny papa mainty hoditra e"ka manome ny valiny aho hoe tsy possibl===>tsy midika fanambaniana izany rahalahy fa fanehoankevitra ,aiza ary ianareo izany sa le fisainanareo mihitsy no efa feno fankahalana ka na dia maneho hevitra aza de lazaina fa mankahala ?? hhmm ovay r'ise fa tsy mety a
24. pissoa ( 07/04/2005 13:45)
marina aloha ny an'i dadabe e! Aza mety tezitra izany :wink:
fa izao kosa, raha hiteny manaraka i dadabe na hampiditra lohahevitra hafa dia izao, fintino tanteraka ny lahatsoratra vakianao vao apetraka eto. Aza apahany no entina eto (toa an'i lotera ao @ ireo papa misongadina) fa izany no mahatezitra. Raha tsy hainareo ny tantara, na tsy dia mazava tsara ny rafitra mitondra ny fiangonana katolika dia mba atao miendrika fanontaniana (interrogative) ny fehezan-teny fa tsy atao affirmative be nefa tsy feno na tsy marina akory.
Ooops :-* :D
25. dadabe ( 07/04/2005 14:04)
pissoa> :( :( :( + (l) + :-* saotra e
26. Mifenty ( 07/04/2005 15:04)
fa inn lty le oe mainty ah

ny volony v sa ny lokon'ny hodiny sa ny ao anatin'ny sainy sa ny fomba fisainany no ilazana fa mainty izy sa ny inn le.

otrany ataon'lisany tsinontsinona le izy kle.

de maninn zao ra mainty le. tsitako zé blm amzany

aza complexé fa tsss

sady tsy ny katolika rery koa anie ny voakasika am kestio papale e.

niorakoraka doly iany na katoliaka na tsy katoliaka tam 1989, samy nihazakazaka teny antsonjombe doly iany kle.


ary tsy manova n'inn n'inn anie na mainty aza ny papa e.

sa evernlisany hoe ra mainty de tsy papa tsony ny fiantso azy fa matahotra oe sao de lasa antsoina oe

papadou na tsy aiko abdoulah. tsy miova io kle
27. sonwin ( 07/04/2005 17:15)
inona moa zany no tokony holazaina eto amizao?
ari-malala> tsy manambany izy fa mahitsy fiteny ka..efa zatra mivatambantana :lol:
28. fijo ( 07/04/2005 22:13)
gaga aho mahita ny sasany milaza fa manambany i dadabe raha milaza hoe "tsy hisy papa MAINTY ho lany izany" le fitenenany hoe mainty ve no manambany.ka mainty ary le olona dia atao ahoana indray no filaza azy."tsy fotsy",io nefa mety ho mavo mena ,volontany sns.
voalohany aloha hevitra no arosony,ary hevitra mitombona io fa tsy manavaka akory.
ka vakio tsara fa raha miteny izy izany hoe FOTSY dia dia ok?
29. dadabe ( 08/04/2005 03:51)
:( :( :( :cry: :cry: :cry: :cry: " hangina ho ka tsy hilo-bava ...."
30. sahary ( 08/04/2005 03:58)
dadabe : courage less bainina a, hi hi hi :-D :-D
31. sahary ( 08/04/2005 04:00)
mbola vao izany ve rangaha no adi-hevitra eto de efa tsy mahazaka sahady nareo,aiza zany raha ny lalindalina tokoa.
32. dadabe ( 08/04/2005 05:22)
:roll: :roll: :-D :-D ao amizay aza fa hiteny amizay zah a
33. maditra ( 08/04/2005 05:35)
et oui, izay mihitsy ny an'i dadabe, mila miteny, nefa miteniteny fahatany! :-D :-D
34. dadabe ( 08/04/2005 05:49)
maditra kiiiiiiiiiiiiii :twisted: :twisted:
35. haingo23 ( 08/04/2005 10:45)
Raha "mino" ianareo fa hisy ny Papa mainty hoditra dia hisy izany ary raha tsia tsy hisy izany.
36. Mifenty ( 08/04/2005 12:27)


fa i razafindratandra anga tsy ho any e


zao kou né le izy e. Tsy aiko klou fa zay ny ahy ny fahitako azy e

Antson'Andriamanitra ilay maha papa.


Ny dikan'ilay hoe tsy possible ny hoe papa mainty anie zany amiko dia otrany midika oe

>> tsy miantso ny mainty i Andraiamanitra e.

37. dadabe ( 08/04/2005 12:49)
ny tiako holazaina anie r'izareo de izao e,misy namana sasany tato @serasera nanazava fa tsy tsaroako hoe misy resaka famille famille ny fifidianana papa,(miala tsiny aho raha diso ,satria ny namana sasany no nilaza izany)de mba nanao analyse aho hoe ,raha marina izany de tsy ho possible mihitsy izany ny hisian'ny papa maity hoditra ,fa raha ohatra kosa ka tena antson'A/tra araka ny voalazan'ny namna sasasny indray dia zah mino fa possible indray ny hisian'ny mainty hoditra ho papa.

hhhhhfff misento aho fa tena sarotra ny fandidina r'izareo a (l) :D de ampy klou e
38. annie ( 08/04/2005 12:54)
hery!
Efa voalaza ao @ Baiboly fa"Ary izao no ahafantaranareo ny farany:ny mainty hanjakazaka @ fotsy"
39. maditra ( 08/04/2005 20:21)
Tiako ho hita ny tany nakanao an' io annie! Omeo reference kely zah ahafahako mamaky hoe! Fahalianana no mahatonga zah mangataka izany!
maditra forever
40. dadabe ( 09/04/2005 04:47)
mangataka forever toiforever ve ?hihi,fa zah kou aza mba te hahita ny reference
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4776