teny atsipy ho anareo katolika !
1. sahary
(
06/04/2005 10:32)
mba nanitikitika ahy ity ry zareo de mba atsipiko kely ato mba angatahako ny hevitra avy any aminareo amin'izao ankatoky ny fifidianana izay ho papa vaovao izao;METY HO AZO INOANA VE NY METY HISIAN'NY PAPA MAINTY HODITRA INDRAY ANDRO ANY?
répondu par Azrael666 le 15/04/2025 02:04
2. Narilala
(
06/04/2005 10:57)
Sahary: tsy hafahafa be ve ilay lohateny omenao hoe "teny atsipy ho anareo katolika", nefa avy eo toa tsy tena mifanaraka @ ilay lohateny ny fanontanianao. Raha ny tena hevitry ny hoe mantsy teny atsipy @ malagast dia midika ho fananarana na fampieritreretana. Atsipy ny tady eny an-tandrokomby, ary atsipy ny teny ao am-pon'ny mahalala", hoy ny fitenena. Ka sao dia mba tokony hoe: fanontaniana ho anareo Katolika no tokony ho izy. Mba fanamarihana fotsiny iny ny ahy.
Tena azo inoana tanteraka ny hisian'ny Papa mainty, eny fa na dia @ io fifidianana Papa tsy ho ela io aza. Ny Fanahy Masina anie no miasa ao @ tsirairay e. Ary teo @ tantaran'ny Fiangonana dia efa nisy Papa Afrikanina tavaratra telo, raha tsy diso aho. Fa tsy maninona izay tonga eo na dia mbola ho Italianina aza, raha izay no hita fa mety. Tsy olana ho an'ny Katolika izany.

3. sonwin
(
06/04/2005 11:09)
Eo amin fiangonana katolika tsy misy fanavakavaham-bolokoditra, mitovy daholo ny olona , ny Fanahy Masina no miasa ao anatin'ny fifidianana fa tsy ny sitrapon'i Olombelona. Papa mainty hoditra hoy ianao?? possible izany raha toa ka izay no sitrapon'Andriamanitra. Mety ho gasy koa aza indray andro any...
4. hery
(
06/04/2005 11:13)
Mety ho azo inoana ve ny hisian'ny Prezidà Amerikana mainty hoditra any aoriana any
5. pissoa
(
06/04/2005 12:14)
sahary > Miombon-kevitra amin\'i Narilala aho hoe hafahafa ny lohateny napetrakao. Tsy maninona anie izany e! Tsy hisolo tena firenena na fiaviana iray no ataon\'ny Papa fa mitantana sy mampiray ny fiangonana ary ny tokony ho izy. Izay ihany ny ahy no angatahiko rehefa mivavaka aho amin\'izao fifidianana ho avy tsy ho ela izao. Mba tsy ho ambakan\'i Papa Ray Masina Joany Paoly II izay tonga manaraka eo satria ny olona mandroso foana. Ary ny Papa mainty hoditra ... efa nisy tsara mihitsy.
De ity misy teny atsipy ho antsika katolika, sy ho antsika namana rehetra, \"Mila ny vavaky ny zanany rehetra ny fiangonantsika\". Efa faheno angamba io fiteny io e! Nindramiko kely. :wink:
De ity misy teny atsipy ho antsika katolika, sy ho antsika namana rehetra, \"Mila ny vavaky ny zanany rehetra ny fiangonantsika\". Efa faheno angamba io fiteny io e! Nindramiko kely. :wink:
6. maditra
(
06/04/2005 12:30)
hahahha, mampiomehy anahy ny fanovan'i hery ilay lohahevitra, tsy aleo ve ela manao hafa mihitsy?
Bon, satria miresaka possibilite ihany atsika dia mora ny lilaza hoe eny! Na ino possibilite eo dia mora ihany ny milaza eny noho ny tsia raha toa ka otraotran'io ihany ny fanontaniana. Fa misy zavatra tiako hanampiana io valiny omeko io anefa. Ny ankabeazan'olo malaza aty anie lesy dia mainty (ny fahitako azy). Ohatra: Usher sy ireo chanteur R&B, ny ankabeazan'ireo mpilalao basketball malaza, acteurs, ireo mapanao kickboxing, Michael Jackson (bon, efa nivadika fotsy moa ilaidala vao nalaza fa teraka mainty iny dia kaontina, dia misy an'ilay ingiahy mpilalao Baseball malaza be fa tsy tadidiko ny anarany. Raha ireo fotsiny no dinihina dia efa hita ny fivoaran'ny Amerikanina amin'ny fiadiana amin'ny tsy fitovian-tsaranga. Mbola betsaka ny olo-malaza aty toy ny Judge mainty sy ny tariny. Bon mety tsy dia mamaly ny fanontanianao aho fa mety mamaly ankolaka kosa.

7. xxx
(
06/04/2005 13:35)
Inona kou no hidiran'ny FM @ fifidiana Papa?
Ary tsy mbola nisy Pape mainty hoditra zany!
Tambazako raha misy mainty mahazo seza zany eo!
Io place Pape io de oh ny président de la république ihany, ka noho izany tsy homeny maisina zany io place vao²io,Rakotozafy ve de ho lany président any paris? =))

8. dadabe
(
06/04/2005 14:58)
xxx hahahahahahaah=))=))=)) tsy possibl marina ny hahalany ny maity eo fa mba atao dinema eo antrehan;izao tontolo izao fotsiny.
izao ary e:IZA NO SAHY HI PARE AMIKO ??ZAH MILAZA FA TSY MISY MAINTY LANY EO ?alefao inona no atao parii?hahehehe :wink:
izao ary e:IZA NO SAHY HI PARE AMIKO ??ZAH MILAZA FA TSY MISY MAINTY LANY EO ?alefao inona no atao parii?hahehehe :wink:
9. pissoa
(
06/04/2005 15:00)
xxx> Hita ianao fa teraka taorian'ny 1900 ka tsy mahaliana anao ny zava-nisy taloha. Efa nisy Papa mainty hoditra 3 .
Victor 1, Gelasius 1 (492 - 496), Miltiades 1 (311- 314). Dia aza ampitovianao ny Filohan'ny Fiangonana Katolika sy ny President any Paris! Toy ny mampilahatra ny Filoham-pirenena sy ny Chef de Classe tamin'ny T5 ianao. :-D :-D Ny Fiangonana anie Maneran-tany e! Ary marim-pototra fa efa 2000 taona izay no nijoroany.
Dia tsy hitanao ve hoe inona no hidiran'ny FM sy ny fifidianana Papa. Jereo ny firenentsika ... mampalahelo satria ireo fifidianana ataontsika dia anjakan'ny vola sy nyfanodikodinana samy hafa! Dia aza mi- =)) intsony fa tsy dia mampihomehy loatra ilay loatra ilay lazainao.

10. maditra
(
06/04/2005 16:21)
dadabe> Ilay fomba fiteninao ny mainty dia mitory fanambaniana be izany. Tsy lalao baolina kitra koa izy ity ka hoe hi-pare hi-pare. Sa inona moa no ny olana na fotsy oditra ny eo na mainty. Efa taona arivo fahatelo atsika izao dadabe fa tsy toe-tsaina ohatr'izany ihany! Sa ianareo ity sady tsy maharaka ny taloha no mbola very koa amin'ny ankehitriny! :-D :-D :-D
11. pitchou
(
06/04/2005 18:18)
raha mbola miaina ao anatin'ny fanavahana ara-bolo-koditra dia tsy mbola ao anatin'ny olona miaina ny taonjato faha21! raha mbola misaina fa misy filaharany ny ny karazan'olona dia mbola ho ela vao hahafantatra ny zava-misy e!
12. fijo
(
06/04/2005 23:06)
raha raisiko iry fanontaniana valinteny nataon'i hery ,dia midika izany fa resaka politika sy tombotsoa ny fifidianana papa fa tsy izany resaka andriamanitra izany.
azavaiko.any US dia mety hisy na dia kely aza ny antoka hampisy ny filoha mainty satria io resaka tombotsoa sy politika no miasa ao.izany hoe raha hitan'ny fotsy fa misy mainty hafaka hiaro ny tombotsoany dia mety arosony eo.
ka raha izay no raisina dia tsy misy hidirannadriamanitra izany io fa resaka fiarovana zavatra iray.marina fa efa nisy papa manty hoditra fa mino kosa aho fa tsy ahita izany isika.

13. xxx
(
06/04/2005 23:48)
fijo:
raha raisiko iry fanontaniana valinteny nataon'i hery ,dia midika izany fa resaka politika sy tombotsoa ny fifidianana papa fa tsy izany resaka andriamanitra izany.
tena marina tokoa io. misy gazety sy fahitalavitra ary radio ankehitriny miresaka ny "trafic d'influence" mitranga ao Vatican mikasika ny fifidianana pape. ny politika manjakazaka ao dia ny fikambanana misy ireto kardinaly mpifidy. voalaza tamin'izany fa ny tena mendrika indrindra dia ny iray amin'ireto kardinaly avy any amerika atsimo, saingy ny fikambanana misy azy no "faiblesse" ananany.
14. sahary
(
07/04/2005 03:56)
narilala/pissoa : nataoko anio le loha-teny satria tsy misy hafa-finoana afaka hifidy papa afa-tsy ny katolika ihany,fa tsy misy hevitra hafa tsy akory.
15. sahary
(
07/04/2005 04:01)
ekena fa efa nisy papa mainty hoditra taloha,tsy hidiran-tsika intsony iny fa aleo ho any ,fa ny @ izao fotoana izao no tiako ho marihana,satria azo lazaina fa efa mitana anjara toerana lehibe ny fiangonana katolika na eo @ politika izany na eo @ fivavahana,eo @ sehatra maneran-tany,ka izay no mahatonga ahy hisalasala fa mety tsy ho hisy intsony izany papa mainty hoditra izany,asa aloha fa aleo ny tantara no hitsara.
16. ari.malala
(
07/04/2005 05:37)
xxx:
Inona kou no hidiran'ny FM @ fifidiana Papa?
Ary tsy mbola nisy Pape mainty hoditra zany!
Tambazako raha misy mainty mahazo seza zany eo!
Io place Pape io de oh ny président de la république ihany, ka noho izany tsy homeny maisina zany io place vao²io,Rakotozafy ve de ho lany président any paris? =))
Fa iza no tokony hiditra @ fifidianana ny papa? Resaka raharaham-Pisngonana anie no resahana ê! Ka fifidianana filoham-pirenena aza no atao anaovana fotoam-pivavahana hahalany izay sitrak'Andriamanitra hitondra eo ko mainka fa izay hitondra ny FIangonana maneran-tany?!
Ary ianao manambany ny mainty io va kay fotsy? "tambazao raha misy mainty mahazo seza izany eo", mba misaina vao manoratra fa manafintohina! F'angaha izy ity toy ny fifidianana prezidà na firenena tsotra ko hiadivana?! Raha ianao ilay Rakotozafy dia ilatsaha aloha hofidiana anyParis raha lany ho hita eo! miteniteny foana!
17. andansonia
(
07/04/2005 07:41)
Misy tractation be ny fifidianana pape. Mety hisy izany indraindray ny surprise, indraindray ny eritreretina ho outsider mihintsy no voafidy.Ka toy ny mahavoafidy ho filohampirenena izay sitrapon'Andrimanitra, dia toa izay koa no hiakaran'izay ho voafidy eo.
Fanamarihana fotsiny ny ahy fa ny nonce (solontenan'i Papa eto M/car dia afrikana).
Fanamarihana fotsiny ny ahy fa ny nonce (solontenan'i Papa eto M/car dia afrikana).
18. sahary
(
07/04/2005 09:03)
arimalala : aza mora tezitra ndry fa hifanakalo hevitra ange no atao eto e!
19. ravatorano
(
07/04/2005 09:46)
any aoriana any dia mety hitranga izany we misy Papa mainty hoditra fa raha amin izao dia tadidido fa nisy cardinal mainty izay anisan ny madio tanana ao amin ny fitondrana ny eglizy katolika any vatican no nanambara fa mbola tsy voahomana amin izany aloha na ny mpino na ny fiaraha monina hoy izy.Ialako tsiny fa tsy tadididko ny anaran io cardinal io fa ny azy moa dia anisan ireo cardinal we mety azo fidiana ho Pape.Tadidido fa i Jean PaulII dia tsy italianina ary izy no Papa lany voalohany avy amin ny tany communiste>Zavatra tena tsy nampino izany we avy amin nuy tany communiste ny Pape catho.
andriamanitra mahay ny zava drehetra eh
andriamanitra mahay ny zava drehetra eh
20. lilbon
(
07/04/2005 13:10)
indray andro any v? tsy maintsy hisy io ,satria fifidianana hoatry ny fifidianarehetra ihany io.Sahala @hoe mety hisy ve olo-masina mainty hoditra.filohan'ny firenenena mikambana mainty jereo
olon-tsambatra Malagasy:Victoire Rasoamanarivo.
Filohan'ny firenena mikambana :Boutros Boutros Ghali.
Azo inoana fa mety mbola hisy ny papa mainty hoditra ,fa ny aina no matezah mba hahita. :P
olon-tsambatra Malagasy:Victoire Rasoamanarivo.
Filohan'ny firenena mikambana :Boutros Boutros Ghali.
Azo inoana fa mety mbola hisy ny papa mainty hoditra ,fa ny aina no matezah mba hahita. :P