azo atao ny tsy harary intsony

1. sahary ( 06/01/2005 11:34)
salut daholy!
azo atao tsara ny miaro ny vatana tsy harary intsony (ankoatry ny ratra) ,ahoana no mba hevitrareo
novalian'i watafon ny 02/03/2005 06:44
2. ramoul ( 06/01/2005 12:20)
ra sendra ny tampoka v mo tsy harary ihany ny farany!
3. lo ( 06/01/2005 14:32)
rah fanahy iniana le marary d mety ho marina iany zany, fa le izy nge mety we ny rivotra eny am arabe eny na antrano no mety misy mikroba tsy ampoizina mankarary e. Tsy hita maso ka sarotra ialana
4. tsiperifery ( 06/01/2005 14:51)
sahary> Ankoatry ny ratra dia any an-koatra any hono no tsy handrenesana marary intsony fa raha samy mbola eto an-tany dia nofinofy sy eritreritra mandalo ihany izany e ! :D
5. ikaretsaka ( 06/01/2005 15:31)
io ilay hoe miloloha tany ka lena ary mandia lanitra ka solafaka e!
hi hi hi!
6. chipie1 ( 06/01/2005 16:36)
:-D
7. watafon ( 06/01/2005 16:49)
raha mba marina tokoa moa zany ! sarotra be le we tsy harary intsony ; @ aretina sasany ihany no misy ny ato hoe vakisiny izay tsy midika akory anefa we tsy ho voan\'io aretina io intsony enao ; raha amiko zany aloha de tsy azo atao ilay hoe tsy harary intsony e !

8. maditra ( 06/01/2005 23:30)
miarova tena ihany fa aza dia manantena ny tsy harary intsony zany kosa e!
9. lo ( 07/01/2005 03:17)
miarova tena, mampiasĂ  fimailo :-D :-D :-D
10. sahary ( 07/01/2005 03:55)
ka le izy ngeh ry zareo de \'zao eh! ny aretina matetika dia azo avy @ ny tsy fitandremana eh indrindra ny zavatra fihinana,nareo ve tsy tonga saina hoe fa maninona ny olona taloha no mateza kokoa vao maty ohatra hoe 120 taona,ankehitriny anefa 60 -70 taona raha be indrindra, satria efa tsy miraharaha izany fahasalamana izany intsony isika fa izay rehetra hita de arapaka daholo,ary za mino fa raha mitohy izao de mety 40 -50 taona de maty ny olona.
11. watafon ( 07/01/2005 05:06)
zao ry sahary an :tsy ny fitandremana akory no mapihena io esperance de vie io fa le fitombon\'ny aretina vaovao taty aoriana d eo indrindra indrindra ny koa raha hoan\'ny PVD , ny fidinan\'ny fahefa-mividy !
Fa izany hoe azo atao tsara kosa aloha ny mitandrina e ! vitsy ihany ange ireo aretina mety azo ialĂ na e: ny allergie, ny areti-pivalanana, aretina azo @ fifohana sigara , ohatra vitsy ihany reo e! fa ny ankamaroan\'ny aretina d efa mitranga vao hita !
12. isrine ( 07/01/2005 12:51)
Tena azo atao tokoa ny tsy marary intsony, raha toa ka ndeha isika hiverina toy ny fiainan\'ny olona taloha, matory @ 7alina dia mifoha @ 5 maraina.
Na ny havizanantsaina eto @ ordi ve tsy efa mamparary manokana!
13. chipie1 ( 07/01/2005 13:23)
aiza koussa de oe aminy 7 alina ? :-P
14. ikaretsaka ( 07/01/2005 15:22)
isrine> nga ny olona taloha tsy voan\'ny grippe, sery , kitrotro, sns... mihitsy?
tratra fona rehefa tonga ny aretina
15. watafon ( 07/01/2005 15:32)
tsy possible alou le @ 7 fa miady varotra kely e! ny areti-maso alou azo eviter-na ihany @ ty net net tsika ty e! ny ahy zao ny degre n\'ny solomaso niampy ndray e!
16. ikaretsaka ( 07/01/2005 15:40)
hay ve e.. raha izay lety ry watafon de ataovy ohatran\'ny fikako an...
aza alefa @ ecran fa @ projecteur dia tarafo @ rindrina..
sady ngoza be le izy @ izay no tsy manimba maso.
miafy kely fotsiny razoky fa aleo izay toy izay tsy manana maso ko
17. hery ( 07/01/2005 16:15)
regler-o ny ecran raha tsy mahavidy projecteur... surtout raha portable ve dia in intsony no maha portable azy raha mbola hibata projecteur kou? :-)
Azo ampitoviana tsara amin\'ny fond ny lokon\'ny ecran dia tsisy hazavana mivoaka avy any
18. mihanta ( 07/01/2005 19:42)
tsy mety kosa zany tsy harary ntsony zany fa manjary tsy misy asa ny dokotera :-D hihidy ny firme farmasetika :-D
19. xxx ( 07/01/2005 22:07)
:-D De mba marina amin\'tsy lazaiko fa le hoe azo atao nytsy harary de angamba A/ tra irery no mety tsy harary. Mampahatsiahy ahy ilay sekoly Alahady taloha hoe : Tsianjery io \"Taloha efa elabe , mbola tsy nisy n\'inon\'inona, na tany , na lanitra , na olombelona koa aza, nefa tao ihany ny Zanahary A/ tra . Ah hoy Zanahary sambatra loatra aho , TSY MARARY TSY MARINKODITRA.........sns Ka de A/ tra irery angamba no mety tsy harary izany . Azo atao ny misoroka ny aretina mba tsy hisy , kanefa de misy ny aretina tonga sy azo vokatry ny fanaovana taindRametaka ( asa natadidinareo io teny io fa i tafita no nampiditra azy tato) ka ilay fanaovana kitoatoa izany ka raha mitandrina de mety tsy ho mora voan\'ny aretina isika ....
samia milaza ny heviny ange hojerena e
20. maditra ( 08/01/2005 04:23)
Ka raha tsy angano ity sekoly alahady-nao ry xxx. Non mivazivazy zah kah! :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1084