azo atao ny tsy harary intsony

21. watafon ( 08/01/2005 06:05)
:-D :-D zay nenlà ry maditra !
ka le izy ange ry ikaretsaka na @ grand ecran aza mankarary maso fôna e!
zao no lazaiko anareo e! manatona DR fotsiny fa na ry zareo aza ange marary lava e!
22. mihanta ( 08/01/2005 12:46)
mifanaraha tsara klou é :-D
23. watafon ( 08/01/2005 13:04)
mifanaraka tsara aôna moa ? :-D tsy mety wa le we tsy harary intsony !
24. sahary ( 10/01/2005 04:03)
ny zavatra tsapa de izao,rehefa le marary mafy ianao vao mahatsapa fa sambatra ny olona salama de rehefa salama ndray de tsy mahatsapa an\'izany fa ohatry ny mandeha ho azy zany ,de eo @ zay no anaovana antandrevaka an\'ilay fahasalamana
25. watafon ( 10/01/2005 05:24)
inona ohatra le antandrevaka tian\'i sahary holazaina eto ? le milalao orana v ? sa mihinankinam-poana ? sa ?
26. sahary ( 10/01/2005 06:46)
watafon / ohatra zao hoe matoky tena be ry zalahy fa en-forme de na mirevy foana aza isan\'andro de ts\'isy blem,eo ry akama sasany tsy maty afo mihitsy, eo ndray na de efa @ 12 ora alina aza mbola mikandra fôna fa tsy matory mitsy,ny sasany ndray na de efa valaky ny kandra zao aza de tsy manaiky fa mbola mandeha \"boite\"ihany i.e tsy tsinjovina mitsy zany le vatana eh.
27. watafon ( 10/01/2005 07:50)
miombon-kevitra tanteraka @ là mihitsy aho amzay e! raha fintiniko ange zany le izy de toy izao e:
azo atao zany ny tsy harary @ aretina azo eviter-na sa tsy izany?
28. sahary ( 10/01/2005 09:49)
izany mihitsy less eh! fa raha mandinika angeh éla de kôpy fa saika ny aretina rehetra de azo eviter-na daholo eh!
29. watafon ( 10/01/2005 10:17)
Eny e! fa tsy ny rehetra kosa e! fa ny ankamaroany zany azo eviter-na e! indrindra fa ireo atao hoe maladies metaboliques !
30. sechat ( 10/01/2005 10:39)
sahary> sao ary enao ty de efa lasa otran\'i jackson le mifono lamba eo @ orona mitsy mba tsy hidiran\'ny microba nefa mbola marary ihany ;-)
31. sahary ( 10/01/2005 11:49)
sechat/aiza kosa eh! tsy de izay loatra f\'izany kosa efa trop loatra!
32. watafon ( 10/01/2005 15:21)
:-D :-D aza taitra amzany enao ry sahary an ! ny mahery tsy maody hono tsy ela velona !
33. sahary ( 23/02/2005 03:47)
m'saotra eh!
34. Ramaso ( 23/02/2005 05:55)
tomobil vy be iny aza misy fotoan atsy salama de entina any @ mecano ko mainka ze ela nofo sy ra sy taolana io?
35. sahary ( 24/02/2005 03:44)
ka le tween tower tany Amerika aza less,trano mafy orina be iny,sady izay ireo architecte anisan'ny manana traikefa matotra amin'izany no nanamboatra azy,rehefa nitsofohan'ny boeing voasisika baomba ao anatiny nanjavona koa mainka fa io vatatenan-drangahy io no anatsofohana an'ity karazana poizina rehetra ity dia asa fotsiny.
36. ikaretsaka ( 24/02/2005 05:36)
raha zavatra hampantajaka le izy de de tsy maninona ka..
ohatran'io tomobil io hoe tapohana zavatra kely ny lasantsy mba hanoem hery anazy!
dia tapohana fanafosy kely koa indraindray tsy mampaninona
37. sahary ( 25/02/2005 03:49)
marin'izany eh!dia @ zay mihidy karetsaka tsara ny fahasalamana
38. watafon ( 02/03/2005 06:44)
:-D mihidy karetsaka ahoana moa izany ry sahary ! fa io namhidy tahaka ny inona aza voavahan'ny virus fôna e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1344