MAHEREZA HOMAN-KENA DIA HITANAO FA (...)

1. sahary ( 10/02/2005 04:05)
rehefa natao ny fandinihana dia ny ntaolo no nalaza fa ela velona indrindra sady tsy mba farofy zany,sady natanjaka ihany koa,indrisy anefa fa taty aoriana rehefa tonga teo @ fitondrana ny tany sy ny fanjakana Ralambo dia nampianariny nihinan-kena ny vahoaka (hen'omby);nanomboka teo dia nitotongana ny fahasalaman'ny vahoaka,nanjary mora nandairana aretina...sns(lasa nipoitra avokoa izao areti-mifindra isan-karazany izao.Taty aoriana koa dia hitan'ireo mpandinika fa avy @ hena (viande rouge) no ipoiran'ny homamiadana (cancer)betsaka indrindra ao @ tenan'ny olombelona.
Dia raha izay rehetra izay no dinihana dia tsapa ny faharatsian'ny hena ,ka tsy tokony hohanina.
Mba zarao hoe izay hevitrareo sy ny fahatsapanareo izany? :@ :roll: 8O 8O 8O
novalian'i kally ny 03/03/2005 15:37
2. Manon ( 10/02/2005 07:10)
sahary: tena marina lazainao io , hita daholl zao ny vokany , vache folle ect... teniny medecin kou fa minana hena be lotsa kou de tena ratsy manimba rein
fa mahazo minana fa moderena fostiny.
3. booboo ( 10/02/2005 11:12)
tsara ny hena satria mitondra protéine ho an'ny vatana ary ny protéine tena ilaina. Ny an'i Manon no marina oe tsy atao be lôtra fa @ antonony ihany.
ny zava-drehetra refa atao tsy @ antonony na kaly io na inn dé ratsy fôna
4. majakely ( 10/02/2005 13:11)
Izaho manonkana aloha raha nanana volonté tsy hihinan-kena aho dia naleoko tsy mihinana satri ny zavatra rehetra hita ao amin'ny hena dia azo hita ao amin'ny zava-maniry ,,ary eny fa na dia ny calcium dradraina fa hoe ny ronono no tena misy azy dia azo hatao ny mihinan-javatra hafa voa-janahary ... ka hahazoana calcium koa ....Satria ny hena dia betsaka kokoa ny voka-dratsiny raha oharina amin'ny voka-tsarany ...Izay no mba hevitro aloha e !
5. ikaretsaka ( 10/02/2005 14:30)
na voankazo aza rehefa loatra dia mankarary
ninoninona mihitsy moa iznay e...
6. sahary ( 11/02/2005 03:56)
sady raha zohina ny fandehan'ireny hena ireny indrindra fa eto Mada dia matetika ilay omby entina dia an-tongotra lavitra(Avy any Ts/didy mankaty Tana),na afatratra ao anaty kamio;dia tsy mihinan-kanina sy tsy misotro rano,noho izany dia vizana ilay omby ary romotra mihintsy aza ary lasa misy aretina avy eo dia tsy mandalo fanaraha-maso intsony fa tonga dia any @ abatoire dia eny @ mpivarotra ,dia any am-bilany
7. ikaretsaka ( 11/02/2005 04:08)
sahary:

rehefa natao ny fandinihana dia ny ntaolo no nalaza fa ela velona indrindra sady tsy mba farofy zany,sady natanjaka ihany koa,indrisy anefa fa taty aoriana rehefa tonga teo @ fitondrana ny tany sy ny fanjakana Ralambo dia nampianariny nihinan-kena ny vahoaka (hen'omby);nanomboka teo dia nitotongana ny fahasalaman'ny vahoaka,nanjary mora nandairana aretina...sns(lasa nipoitra avokoa izao areti-mifindra isan-karazany izao.Taty aoriana koa dia hitan'ireo mpandinika fa avy @ hena (viande rouge) no ipoiran'ny homamiadana (cancer)betsaka indrindra ao @ tenan'ny olombelona.
Dia raha izay rehetra izay no dinihana dia tsapa ny faharatsian'ny hena ,ka tsy tokony hohanina.
Mba zarao hoe izay hevitrareo sy ny fahatsapanareo izany? :@ :roll: 8O 8O 8O


fanamarihana kely:
aoka aloha hazava fa efa Talohan-dRalambo ny Malagasy dia efa nihinana hena.. fa ny henana "jamoka" na omby fotsiny no tsy nohaniny satria neveriny fa tsy fihinana fa misy poizina ..
ny lambo izao dia efa fahagola no nihinana azy ny gasy, ny vorona, sy ny haza isankarazany!
raha mijery ny fitaovana nampiasaina talohan-dralambo manko [tsy haiko na anisan'ny may t@ rova may t@ 95] fa nahitana fitaovana fanatonoana hena sy fanaovana kitoza talohan'izany! izay manaporofo fa efa nihinana kitoza sy nanatono hena ry zareo t@ iznay fotoana izany .. saingy tsy henan'omby fotsiny

8. kally ( 11/02/2005 13:25)
Matsiro ny hena na atono,na atsatsika na andrahoina ritra na atao be rony,fety tsy misy hena izany hafahafa ihany...ka ny ahy hohaniko ny hena fa na nihinana na tsy nihinana samy ho faty ihany rehefa tonga ny andro.Aiza izany fanaovana masikita sy fihinana akoho mendy ve tadiavinao hovaina fitonoana ovy sy fi-râper-na karaoty,an!an!hena ihany ho'a.
9. ikaretsaka ( 11/02/2005 15:01)
zay nge hoa ry kally e..
10. Mija ( 11/02/2005 17:42)
sahary:

rehefa natao ny fandinihana dia ny ntaolo no nalaza fa ela velona indrindra sady tsy mba farofy zany,sady natanjaka ihany koa,indrisy anefa fa taty aoriana rehefa tonga teo @ fitondrana ny tany sy ny fanjakana Ralambo dia nampianariny nihinan-kena ny vahoaka (hen'omby);nanomboka teo dia nitotongana ny fahasalaman'ny vahoaka,nanjary mora nandairana aretina...sns(lasa nipoitra avokoa izao areti-mifindra isan-karazany izao.Taty aoriana koa dia hitan'ireo mpandinika fa avy @ hena (viande rouge) no ipoiran'ny homamiadana (cancer)betsaka indrindra ao @ tenan'ny olombelona.
Dia raha izay rehetra izay no dinihana dia tsapa ny faharatsian'ny hena ,ka tsy tokony hohanina.
Mba zarao hoe izay hevitrareo sy ny fahatsapanareo izany? :@ :roll: 8O 8O 8O


Raha ny hevitro alou dia tsy misy azoko hambara loatra fa raha ny fihinanana hena no tena mampatanjaka dia mba mety ho efa tena lasa lavitra ihany aho , saingy toa tsy dia hitako lôtra izay tena vokany fa toa aretina indray aza no hita , ka sarotra be amiko ny milaza fa mampatanjaka io hena io , nefa kosa dia tena ilaina ihany ny fihinanana azy amin'ny antonony
:!:
11. Mija ( 11/02/2005 18:00)
Ny hevitro manokana alou raha ny fihinanana hena no asiana teny dia tsy tsara loatra ny fihinanana azy io be mihotra ny tokony ho izy fa tsy mahasalama .
Ka raha mandinika io aho dia tsy tsara lôtra ny fihinanana azy io miaraka amin'ny zava-pisotro misy alcool fa rehefa misotro io alcool io ny olona dia manana eritreritra ny hihinana hena atono be , nefa matetika dia tsy tsara masaka ilay izy rehefa ho hanina . Sady tsy de misy lafiny maharatsy ny tsy fihinanana io satria tsy de mahabe depense noho ny hasarotan'ny vidiny amin'izao fotôna izao :)
12. Ramaso ( 12/02/2005 06:24)
ny hena atono aza no mahasalama kokoa ko
13. sahary ( 14/02/2005 06:03)
kally/ ny atahorako sao dia ho voan'ny "cancer" ny vavoninao rahampitso ka @ izay vao tsy afaka mihinana na inona na inona intsony,na akoho mendy io na masikita ka @ izay vao ho tena fatiantoka.
Sady mba miova "style" kely indray aloha rehefa misy fety eh!(salade,pomme fritte...)
14. ikaretsaka ( 15/02/2005 02:39)
dia ny fanafodiny letsy de ny aza voany ihany an!
iza ko no mahalala raha iny hono i sahary fa variana niady varotra legumes dia nopohan'ny daba
na nanendy pomme frittte de notobasan'ny lapoaly feno menaka mamay??

possible aby zany.. ary tsy ny fitanisana ny maha zao sy maha zao ilay izy no mikoty fa ny'aza voany" fotsiny!
15. sahary ( 15/02/2005 03:49)
:-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =))
16. sahary ( 15/02/2005 03:52)
Mija/misy fitenenana manao hoe "RAHA TE HATANJAKA HOATRY NY OMBY IANAO,DIA AZA NY HENANY NO HOHANINA,FA NY SAKAFONY" (tsy hoe hihinam-bilona akory fa mihinan zava-maniry)
17. ikaretsaka ( 15/02/2005 04:20)
raisiko iznay ny lozikan'i sahary e!

de raha te hilomano be ohatran'ny trondro izany dia mihinana kankana sy lomotra?
berk!!
=))
18. sahary ( 15/02/2005 07:17)
ikaretsaka///ianao aloha dia mahafinaritra mihitsy eh!raha te hivoaka alina kou zany de izay sakafon'ny vorondolo koa no hohanina =D> =D> =D> =D>
19. Ramaso ( 16/02/2005 05:30)
ko marina kosa le lozika ko inona!
rehefa hivoaka alina dia sakafona makorel sy panao pointe ny hoanina ka!
20. sahary ( 16/02/2005 05:47)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1093