MAHEREZA HOMAN-KENA DIA HITANAO FA (...)

21. majakely ( 21/02/2005 13:11)
Ny hitako marina dia ny tenin'ny Sahary satria raha biby efa sosotra be fa noana sy nijaly ve no hohanina ,marina raha tsy hitarika aretina indray ?
22. sahary ( 22/02/2005 03:50)
raha nofom-biby romotra no hohanina ,dia tsy mahagaga raha betsaka ny olona mora-tohina sy kizitina hany ka raha sendra mba voadona kely aza eny an-dalana dia tonga dia manangan'ady tsotr'izao;izany no vokatry ny fihinanan-kena eh! :^)
23. majakely ( 22/02/2005 11:12)
Fa i Sahary izany tsy mihinan-kena intsony ?De tena inona no fomba hatao mba tsy ho voatarika foana fa ireny masikita sy sôsy voanjo anie tena ..MMMMMMh
24. kally ( 22/02/2005 20:11)
sahary:

kally/ ny atahorako sao dia ho voan'ny "cancer" ny vavoninao rahampitso ka @ izay vao tsy afaka mihinana na inona na inona intsony,na akoho mendy io na masikita ka @ izay vao ho tena fatiantoka.
Sady mba miova "style" kely indray aloha rehefa misy fety eh!(salade,pomme fritte...)



Fa i Sahary miasa saina @ vavoniko io moa mihevitra fa mahasalama noho ny hena ny pommes frites?Tsentsin'ny choléstérol ny fonao dia tsy hiasa saina aho aloha fa aza mandrebireby ahy ho'a f'izaho mbola manendy hena miamm
25. ikaretsaka ( 23/02/2005 01:17)
hehehe
ndroky anga ry kia bla de klonina mihitsy a
26. sahary ( 23/02/2005 03:46)
kally,enao kosa wa mba mahafinaritra mihitsy rehefa manao an'izay ah!dia mazotoa fa rehefa any @ bloc operatoire ianao vokatr'io zavatra io miandry an'ilay operation-nao dia mba tsarovy ihany aho hoe:any izay sahary! :p :p :p :p
27. Ramaso ( 23/02/2005 05:51)
de rehefa tratran'ny tapaka lalala fa niakatsabe ny tansion vokatry ny kolesterol avy @ le frites de antsovy za fa anaterako kitoza ela!
28. kally ( 23/02/2005 14:58)
Mba antsoy sy tsarovy ho'a izaho rehefa manendy sy mitono hena ianareo.
29. sahary ( 24/02/2005 03:48)
ramaso/tsy le ovy frity ange leity no misy cholesterol fa le menaka anendasana azy eh!nefa @ izao efa betsaka ny menaka no 0% ny cholesterol ao anatiny;fa ny an'ialahy isany ange ka ny hena efa ratsy,ny menaka atao aminy be cholesterol,ny arina sy ny gaz carbonika azo avy @ le brochette manginy fotsiny f'izany we aleo ny tantara no hitsara.
30. ikaretsaka ( 24/02/2005 05:34)
ka brochette atono @ fatana elektrika kosa de
31. kally ( 24/02/2005 09:43)
Sahary angaha no mpamatsy menaka sy hena anay no mahita hoe tsara na ratsy ny henanay? Inona ary no mampararirary saina an'i Sahary @ fihinanay hena?
32. sahary ( 25/02/2005 03:48)
Kally,mahafinaritra ahy mintsy ianao rehefa miakatra hoatr'izay,fanehoan-kevitra ange no atao ato eh,zay no hevitro de zay no lazaiko fa nareo kou afaka milaza ny hevitrareo,
misaotra tompoko
33. kally ( 25/02/2005 09:16)
Izany koa ve ry Sahary dia hampiakatra a?Fanontaniana no apetrako aminao fa angaha i Sahary tsy mahay mamaky teny?
34. majakely ( 25/02/2005 19:32)
Marina ny an'i sahary !!!ohatran'ny miwawawabe i kally zany '!
35. booboo ( 25/02/2005 19:35)
:-D :-D :-D aaa mbola tsy zatra nareo fa zay no maha kally an'i kally.
36. kally ( 26/02/2005 09:10)
Zay manko ho'a akia ry Booboo

majakely> raha maneho hevitra no atao hoe miwawawa dia ie miwawawa be aho izany,Sahary tsy tia hena milaza ny heviny,izahay tia hena milaza ny fitiavanay hena,forum ny eto,tsy hitako hoe aiza ny olana.
37. sahary ( 28/02/2005 03:42)
booboo//ary efa mahalala tsara an'i kally an!
38. kally ( 28/02/2005 08:59)
Efa ela nifaneraserana teto izahay ange ry Sahary e!
39. majakely ( 28/02/2005 10:00)
Sao mantsy lahy ka ny hena no mahatonga an'i kally ho kally ohatran'io koooo?? :-D
40. kally ( 28/02/2005 14:45)
majakely:

Sao mantsy lahy ka ny hena no mahatonga an'i kally ho kally ohatran'io koooo?? :-D



(ohatry ny olona voan'ny sery be koa ny manonona ny anaranareo fa ampio "n" dia manjakely e!
Adray isan'ny mamorona ny maha-izaho ahy ny hena ka ianao angaha ahoana?Angaha ho ohatr'izao raha tsy nihinan-kena mihitsy? :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7215