tsy lelany kosa zany fa tandrony eh!

1. sahary ( 11/01/2005 04:24)
nisy ankizy vavy iray zay zany tany ambanivohitra de ny tranony le trano bozaka ireny ,de le sipa zany rehefa te hanao @ ankamany de eo @ rindrina eo no miankina rehefa le hariva iny ny andro satria misy lavaka eo,raha le nankafy iny indrindra kala no niditra tampoka ny reniny de gaga be nanontany azy hoe:ndry,fa inona no ataon-dry eo ?de hozy lesipa hoe:an!an!an rehefa miankina eto aho ry neny de lelafin\'ny omby foana ny fipetrahako ah!
hay ve hoy ny reniny,ny ampitso hariva amin\'zay de nankeo @ le lavaka ramatoa de nesoriny ny kilaotiny,le ankizin\'le sipa @ io mbola tsy mahalala na inona na inona,fa de entin\'le fahazaran-dratsy isan\'andro,taitra be le ramatoa avy eo ka tonga de niantso an\'janany,ôh ry soa ah ? tsy mba lelany kosa izany fa tandrony mihitsy ka ! TAPITRA
2. maditra ( 11/01/2005 04:41)
tssssss, rabofy tia raha bojo koa manko izany! milay ka!
3. ravatorano ( 11/01/2005 06:23)
mitady raharaha ohatran i Raizafilemena koa Ramamany izany kouh :-D :-D :-D
4. booboo ( 17/01/2005 16:41)
:-D :-D
5. iartistika ( 16/02/2005 16:26)
Izy mianakavy ihany re zany de tsy maninona ah!lova tsy mifindra...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2112