Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i iartistika, milahatra araka ny daty
iartistika ( 18/07/2006 12:59)
Milan!
Mba mitady olona mipetraka any milan sy torino ( turin) raha mba misy ato oh!! sôtra!!... tohiny
novalian'i kelly13 ny 28/07/2006 04:48
iartistika ( 07/12/2005 17:41)
AMPEFY ITASY!!
Mba mitady olona nipetraka tany ampefy-itasy(Mandridrano) raha mba misy ato am serasera ato! Misaotra.... tohiny
iartistika ( 04/04/2005 17:37)
mbô te hitovy kapa..
Tao @ dokotera ity tovolahy iray fa nanana olana teo am fahasalamany:hoy izy:tsy izany mantsy dokotera fa ze zavatra hoaniko hoatra tsaramaso,de tsaramaso ihany no mivoaka refa mikapa,raha mba mihinan... tohiny
novalian'i dadabe ny 10/04/2005 16:17
iartistika ( 21/02/2005 17:12)
Ny gasy eto Frantsa,fa maninona no miavona?
Tena gaga mihitsy ny tenanay mahita an'le gasy eto france,fa na de mifanena eny @ arabe aza de mitodika any an-toera-kafa ny sasany,ny sasany moa mangarika mihitsy! F'inona ny antony? ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2005 19:52
iartistika ( 14/02/2005 17:02)
ST JOSEPH ANDOHALO
Tena mitady ny akama nibôsy tao @ st jo Andohalo eh(1990-1998)de mba valio raha tao nareo eh!Misaotra mialoha....... tohiny
novalian'i volavita ny 24/11/2005 16:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0364