Ny gasy eto Frantsa,fa maninona no miavona?
1. iartistika
(
21/02/2005 17:12)
Tena gaga mihitsy ny tenanay mahita an'le gasy eto france,fa na de mifanena eny @ arabe aza de mitodika any an-toera-kafa ny sasany,ny sasany moa mangarika mihitsy! F'inona ny antony?
novalian'i fijo ny 10/08/2005 19:52
2. Manon
(
21/02/2005 18:10)
tena marina io , tena tsy fatakou mitsy maninouna ny gasy nou miavona be takizao ? zah klou an! de zao:betska reo olll gasy itakou na miaramianatsa amikou fa lasa mitsy ny eritseritsou woué otsany atony vazah jay "chacun pour soit et Dieu pour tous"ny fiheritseretany ny gasy . Mapalahelou be zany fisainana zany nefa. Surtout samy gasy.Ny tena mapalahelou kou de zao: samy gasy samy mianjouna de ba jereo kely ny manjou ny metisy gasy -vazah , mapitomany jaijay .mais bon! Zay kou mapatonga anah tonga eto @ tcaht , eto ba miresaka tsara ny olll sady mifanao bizzzz daholl refa tonga .
3. iartistika
(
21/02/2005 19:19)
Mahita ny rahalahy afrikana anefa ah, miray hina sy mifankahazo daholo!Na t@ bal faran'ny taona aza,efa samy gasy daholo no tao,mbola miala-pà daholo ny mpokona!Ny antony mihitsy anie no tsy mazava eh!
5. naritsimba
(
22/02/2005 06:39)
Asakasakareo any io eh! tsy ho vazaha rahoviana ange eh!
Mba mieritrereta sy mandiniha eh!
Mba mieritrereta sy mandiniha eh!
7. iartistika
(
22/02/2005 09:10)
Ko zao zà vao nahita an'izany koa!mba hazavao ary raha efa niverina foana eh!Zà aty @ 95!
8. mumu
(
22/02/2005 09:19)
iartistika tsika eto paris (za 93) hono miavonavona, tsy miarahaba gasy eny an dalana, mijery vilanana ny sasany, ratsy saina etc.... jereo ao amin'ny forum ao fa zany foana ny miverimberina!
10. booboo
(
22/02/2005 10:35)
aty @ misy anà zô ndray nefa zara raha mahita gasy dé refa mifankahita dé samy beeee resaka aby zahay ... =)) =))
11. iartistika
(
22/02/2005 16:30)
Matahotra ngamba le gasy sasany,sao de heveriny hitsikilo ny fananany any an-tokatranony any!Mifampiarahaba fotsiny anie de samy vita eh!Tsy hitako ze mahasarotra an'zany!
12. yonikafopl
(
22/02/2005 19:17)
asakasakareo any rey olona a!
fa za kaloungany raha tonga any ka fantako we gasy nefa mody mihodina tonga de ogahako e! hihihihhi tazoniko ny rambon'akanjony hiresahako sy hataoko bizz otran'ny ao @ tsaty hihihhihihih =))
fa za kaloungany raha tonga any ka fantako we gasy nefa mody mihodina tonga de ogahako e! hihihihhi tazoniko ny rambon'akanjony hiresahako sy hataoko bizz otran'ny ao @ tsaty hihihhihihih =))
13. fijo
(
22/02/2005 21:24)
mumu aiza mo le 93 io fa toa efa nadehanako.aty atsimo ve"roissy"
ary cachan io firy?
ary cachan io firy?
18. ikaretsaka
(
23/02/2005 08:40)
za lo de aleo honety e..
tena tsisy atokona raha vao resaka lafrantsa! :oops:
tena tsisy atokona raha vao resaka lafrantsa! :oops:
19. dadabe
(
23/02/2005 12:29)
ikaretsaka:lavitsa be letsy zany fa angamba aty shanghai no akaiky azy,ary tsy ny gasy rehetra kouss angamba no miavona fa " izay firinga miefotra ihany"izany hoe ireo tapohany mba nivoaka tany ivelany,zah alou tsy sur mihitsy hoe i maitress tsy hampandroso antrano ahy raha izaho no tonga any paris hihihh :D de ampy e