Ny gasy eto Frantsa,fa maninona no miavona?

21. ikaretsaka ( 23/02/2005 19:30)
mumu de za ve de tsy mba hebergenao? ogahako raha za ny tonga any le
22. yonikafopl ( 23/02/2005 19:46)
hihihhi
tsy dia ilay we mampiantrano na tsia ange ilay miavona ngamba fa le mody fann mihintsy e!! fa aleo manao salut na koa tsiky kely de ampy ilazana we tsy miavona iny.
23. ikaretsaka ( 23/02/2005 20:04)
f'hita hoa ry yonika
24. fijo ( 23/02/2005 21:03)
tsy ny rehetra io fa ny ankabeazany.
mumu hay misy olona haiko ao roissy ville
25. ikaretsaka ( 24/02/2005 05:21)
fa tsy azoko lety le iavonana aloha enre pa a..
26. mumu ( 24/02/2005 08:42)
fijo tsisy olona haiko njay ao ka!!
ikaretsaka tongava de ho hita eo!
Tsy de hoe ny gasy eto Frantsa klou no tena malaza hoe miavonavona fa zahay eto paris e!
27. chipie1 ( 24/02/2005 08:52)
zahay eto paris :-w
28. iartistika ( 24/02/2005 09:05)
:?: :?: :-w
29. xxx ( 24/02/2005 09:31)
jerevo marina ny archive fa sujet efa nisy teto io
30. majakely ( 24/02/2005 11:04)
Sujet efa teo io ka avelao any ami'izay eh !!!Sao dia harary fo amin'izany eo koa e ! 8O
31. mandrindra ( 24/02/2005 11:27)
Tsotra fotsiny ny ahy rehfa mifanena amin'ny gasy aho dia miarahaba foana. Rehefa tsy mamaly dia omeko an'ilay teny gasy fantatry ny rehetra. Izaho aty @ 91 no mipetraka.
32. booboo ( 24/02/2005 11:31)
tongava aty @ 89 dé arabaiko aby ara refa eny an-dalana eeeeee =)) =))
33. fijo ( 24/02/2005 20:46)
ny ao cachan ny bandy tsy miavona izany fa ny sipa kosa dada loza be mihintsy.
34. yonikafopl ( 25/02/2005 21:20)
oka reto zay ka! na hitatatata eto aza tsika , ny avona ao ngamba tsy hiala, fa tsika no hifamaky loha eto hihihihihihihh
na miavona aza izy tiavo fa gasy toa anao
35. booboo ( 26/02/2005 10:42)
na hombohy :°) ... :-$
36. iartistika ( 26/02/2005 10:53)
Sintony eny @ volony mihitsy leaza ah! :^) :^)
37. methode ( 28/02/2005 00:20)
Efa film miverimberina io fa ny raison aroso dia hoe samy miaro ny rambony tsy ho tapaka hono!!! Raha misy gasy vao tonga dia tsy mahalala anao ny gasy any fa rehefa handeha ianao dia mahafantatra daholo na ny tsy mbola hitanao aza fa hampitondra entana mody!!! hihihi
38. intelligenzia ( 28/02/2005 04:10)
iartistika:

Tena gaga mihitsy ny tenanay mahita an'le gasy eto france,fa na de mifanena eny @ arabe aza de mitodika any an-toera-kafa ny sasany,ny sasany moa mangarika mihitsy! F'inona ny antony?
satri ialahy tsy miteny vazaha fa ireny ange leti vazah fa tsy gasy e :-D
39. iartistika ( 28/02/2005 17:25)
Kozy ve ltia! raha koboko zany @ manaraka de atoko hoe ahoana ramèrde ah! :/
40. fijo ( 28/02/2005 21:31)
methode tena marina io kle.le mody be resaka fa misy "entana kely"hampitondrana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2824