Ny gasy eto Frantsa,fa maninona no miavona?

41. yonikafopl ( 28/02/2005 21:33)
=)) =))
42. fijo ( 01/03/2005 20:42)
fetsepra
43. iartistika ( 01/03/2005 21:01)
Lindinakika!
44. yonikafopl ( 02/03/2005 18:38)
oupsss inn dikan'izany ry fijo sy iartistika
45. iartistika ( 02/03/2005 21:19)
Zany hono lety ry fijo ah! homena an'elà ny fitenenana! :-D :-D
46. booboo ( 02/03/2005 21:23)
eh tsy fanaovana concours-na voaombolana :-w :-w ato ;-)
47. fijo ( 02/03/2005 22:59)
yonikamireo dia fa;piasa hoan4ny olona so;ary voan ny aretina fitiavantena be loatra
48. hesham ( 03/03/2005 03:55)
Ny aty us njay vao hoe misy gasy mifankahita zany tena otsan`ny mahita volamena za aloha e fa ny sasany tsy haiko ary antsoiko any antsanoko fona misakafo ra vahiny na mandalo fotsiny fa ny mipetsaka eto antanana moa de mamorona zavatsa atao miaraka e .
49. naritsimba ( 03/03/2005 07:08)
Ny aty aminay 101 indray dia tena tsy misy miavona izany fa zara aza hifankahita isan'andro.
50. bichette ( 03/03/2005 07:45)
za hiavonan'olona fa lazain'ny sasany fa ohatran'ny tsy gasy mihitsy hono dé tsy miarahaba ry zareo :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
51. dadabe ( 05/03/2005 08:12)
bichette>zah aloha mafatatsa anjy e,arabaiko toi rehefa hitako
ny ahy njay aty chine (Xi'an)gasy tokana antany kle ,any @2000 km shanghai sy beijing vao mba mahita gasy, sady amizay 2 na 3 fotsiny fa raha zah aloha no mahita gasy aty de ampiatsanoko fona ,efa ela ihany zay kle,zah aza efa te hahita gasy kle kely maso fona no hita isananjo zao
fijo>sady ny sinoa fetsepra
iartistika>sady lindinakika be :-D :-D :-D :-D :-D :-D
booboo >somonga ny anay an :D de ampy e
52. iartistika ( 05/03/2005 12:31)
Elà lesy ry dadabe mamponé tss :-D :-D :-D
53. yonikafopl ( 05/03/2005 14:59)
dadabe mbo ampianaro le morsa vaovao sao very any an-dakira any zahay :-@
54. iartistika ( 05/03/2005 21:12)
Ampenaro i yonika ry bedada ah! :wink:
55. yonikafopl ( 06/03/2005 18:51)
eo ry iartistika mba omeo sopapa a!! :-w
56. iartistika ( 07/03/2005 17:36)
Ry dadabe mpapianatra oh! aiza ianao? :-D :-D
57. yonikafopl ( 07/03/2005 20:43)
:oops:
58. naritsimba ( 08/03/2005 12:20)
fijo> sady ny sinoa fetsepra
iartistika> sady lindinakika be
ary ny karana inn ry dadabe?
ampianaro ny dikan'ireo r'izalahy i yonika fa taraiky be an!
hihihi! :idea:
59. iartistika ( 08/03/2005 16:52)
Fijo, aiza ary nareo hampianatra leaza ah! :-D :-D
60. fijo ( 08/03/2005 21:22)
tsy za no mampianatra fa dadabe ka.
o letia ry dadabe an.ary le sinoa ve vao anaovana indraim dia simba harak'ilay voalazan'ny mpanao hatsikana gasy.hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6606