Ny gasy eto Frantsa,fa maninona no miavona?

81. xxx ( 12/03/2005 17:02)
ay v eh. Tsara kosa zany kou

De ny aiza no tena miavona ono ny gasy?
82. dadabe ( 13/03/2005 11:32)
any frantsa :wink:
83. iartistika ( 13/03/2005 11:54)
:-D
84. xxx ( 13/03/2005 15:41)
fa reo ao parsa reo kosa kluo de tena mahamenatra mitsy ny ataony eh.

Avona zany an, anjona zany ah. Otran'reny maloto reny fijeriny anao.


Fa hay ny mahatonga azy manao anzany de tsisy paps ry zalah de mataotra sao de kopy le gasy akama de aleo ny défense no alefa alou;

Ndraindray kou de mahamenatra azy sao de manontany azy le gasy afa oe "tu fais koi"
ny valiny efa hay, zémaka sy livra. De silaka ry lerony de aleony miavona.

Nefa anie ka tsy misy koi ny miteny anzany eh.
85. dadabe ( 13/03/2005 16:32)
sa kousa az ry lerony de trsy mahay miteny frantsay de aleony tsy mikozy sao oanina be eo kou :x
86. iartistika ( 13/03/2005 19:27)
inon koa no tsy mahay teny frantsay eo fa ny haratsi-toetra no bobaka!nefa rehefa tonga any @ tanana de hoe zé souis l'ôma!
87. dadabe ( 14/03/2005 12:05)
iartistika>hihih iny ndray no tsy hitako le =))
88. iartistika ( 14/03/2005 17:09)
mandreraka letsy ry bedada ah!ny tena pondry dory fôna @ndry zalahy!..
89. fijo ( 14/03/2005 23:48)
aleo izy hanao fa aza manaraka azy e.
90. Mifenty ( 15/03/2005 09:28)
mamenatra kosa lty ah

malaza b oe ny gasy no tena accueillant ndrindra eran-tany

Hay accueillant ho an'ny hafa fa tsy entre samy gasy kle.

Mba bandinanakivy mitsy le.
91. dadabe ( 15/03/2005 13:15)
iartistika> mifenty >=)) =))=))=)) zah anie lety tao ambadika tao efa nikozy tahaka an'io e,nokedeko le izy fa nisy voirie nandalo ,saika voafafa tao koa zah le ,soa ihany fa le fako ihany no voafafa,
fetsepr ihgany le voirie kah hahah :D de ampy e
92. yonikafopl ( 15/03/2005 14:35)
lasa teny @ teny tsy fantatra mihintsy ato izany ka
dadabe a!!2220/20/000//00/20/22/020/20//0/222/0200//
20/0022/000/020//02/0200//022/22/020/20/02/0200// dia izany no maha tapa tsinay ahy.
93. dadabe ( 15/03/2005 16:49)
yonika>hhmm efa mahay a (l)
94. yonikafopl ( 15/03/2005 17:02)
dadabe kou alefaso le dikany marina kouuuu :oops:
95. iartistika ( 15/03/2005 18:39)
yonika mody fanina ah!! :-D :-D
96. yonikafopl ( 15/03/2005 20:06)
iartistika hih tsy mody fann za fa vao maika nge hafa be le dikanteny e!! :oops:
97. dadabe ( 16/03/2005 09:49)
yonika>apetraho foana ny codes fa raha tsy izany de tsy tafavoaka le izy ,le inona no tiandry hazavaina ? ny fetsepr ve? hay teny avy any Guatemala izy io (fototeny fetsy,ary misy fanatsarampeo epr,ny epr dia matoanteny iharana nisy tsofoka (in) teo fa efa niala ,manjary mampahory raha tohizana,
izay ihany aloha ny fanazavana azo omena fa aleo i iartistika na fijo na mifenty na xxx no hanazava an'ilay hoe "lindinakika "
:D de ampy a
98. iartistika ( 16/03/2005 16:43)
Yonika,ny lindi de alatsinainy,novaina fotsiny ny u ho lasa i,kika kosa de tarika iray malaza ao dago ao!zany hoe:Alatsinain'ikika zany le lindinakika(le spectacle isakin'ny lindi de paka)ataon'io tarika io :-D :-D :-D
99. yonikafopl ( 16/03/2005 19:41)
dadabe iartistika hihihihhhih so de mba everinareo fa gegy aza le sipa kle :evil: =)) =))
100. Mifenty ( 16/03/2005 21:20)
ary mbola tsy kobondradada angaha le oe

bandinanakivy???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2809