Ny gasy eto Frantsa,fa maninona no miavona?

141. yonikafopl ( 30/03/2005 18:49)
zany mihintsy
142. Mifenty ( 30/03/2005 20:12)
inn ndray le resakareo sy radada eo ambony io eh
fa zao kosa klou e,

le oe frantsa anie tsy hoe paris akory e

aza afangaro am pariziann kosa ny tsy pariziann eh

ny gasy (gays hoy i Veloo zay) ao Paris ao no tena ra beavonavona sy io tantarain'i Veloo io kle.

Tena marina io an.

Fa ny province kosa de mandainga zé milaza fa miavonavona nygasy province eh.
143. fijo ( 30/03/2005 22:31)
ny ahy le bandy nampiako io aza za no nanome ny voala nilainy mba hiasany,fa nony niasa izy dia za no naratsiany tamin'ny akama rehetra teto,ary dia nilany ady mihintsy,fa za moa mba mailo ihany ka manao taratasy rehefa mampindrambola io ka tsy hafaka ny tsy nanome izay izy.
tsy olana io fa aleo ihan manampy e.izay vita dia any izay
144. dadabe ( 31/03/2005 06:19)
mety tsy te -handoa ny volan'ise izy de aleony mila ady amizay misaraka ianareo de tsy sahy mitaky an'ilay vola intsony ise,na koa mety tsy voatsindriny ise de aleony ilany ady ,ny mpanenjika anie ka toujours afara foana e
mifenty >resakay sy i Neny manokana lesy izany a
yonika>zany mou ry Neny oo
145. yonikafopl ( 31/03/2005 10:28)
mifenty hihihihi
dadabe shutttt aza atao mafy sao misy maheno eo
146. Veloo ( 31/03/2005 16:24)
Mifenty a :lol: eeee iiiii de tsy hiso diso mihitsy zany an.. :-P ie marina ny teninao ka ny any province ca va fa tsy izy rehetra an...
Fijo, aza mba kivy ny manampy an, mbola ho avy na ela na ho aingana ny anjarany ooo. Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina. Manao tsara enao mivaly tsara, manao ratsy ianao mivaly ratsy ko eeee :lol:
147. fijo ( 01/04/2005 20:55)
izay manampy aloha fa izay hiafarany eo hita ihany ka.
148. felicia ( 04/04/2005 01:48)
tsisy solution io e!miavona ny sasany ka atao ahoana ary....fa misy koa le tsy miavona e! :lol:
149. Veloo ( 04/04/2005 17:15)
Felicia,

an3 kosa e tokony mba hiova ny fisainana knou. enga anie mba hijery eto doly ny gasy ao frantsa ka mba ahatsapa-tena :lol:
150. Mifenty ( 04/04/2005 17:57)
io avonavonareo io iany no nahafaty ny papa le
151. iartistika ( 04/04/2005 19:19)
nntsss!kozy ve?? :roll: :roll:
152. Mifenty ( 04/04/2005 19:52)
fa ita fa nareo ao paris ao be avonavona sy tsy

miraharaha ny mpiray tanindrazana io no nahafaty ny

papa kle.

manota nareo de oul tsy maninn tsy maninn ary no

mizaka ny vokany aveo.

Mba miovà amzay af tsss.
153. yonikafopl ( 04/04/2005 20:24)
mifenty tssssssssss mba aza atao somonga kosa le resaka pape e!! baba ozy ny arabo
154. iartistika ( 05/04/2005 15:27)
nga zany asiany sira akory eh.....
155. Mifenty ( 05/04/2005 17:26)
ka izy daoly zao no nizaka ny fahotantsika retra kou.


inn ndray ary le.
156. fijo ( 05/04/2005 20:26)
mety izay koa no nahafaty an'i rabemananjara
157. iartistika ( 06/04/2005 07:47)
de mety zay koa no nahafaty ny printsy rennier de monaco...
158. yonikafopl ( 06/04/2005 20:36)
oops!!
159. Mifenty ( 06/04/2005 20:41)


Zay marina no mety nahafaty an'i Printsy Rinier sy ry Ratsimamanga sy Rakoto Frah kle


Fa ny gaigy de ifaninanan-dry zalah ndray anie le manao maty eh.

160. fijo ( 06/04/2005 21:37)
ela letsy ry mifenty tena tsssssss,korsa maty indray izany ity
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3234