Ny gasy eto Frantsa,fa maninona no miavona?
181. Veloo
(
09/05/2005 15:09)
Ie marina izany ....
fa dia ahona ary no hifosa, ka zay ary no asa mba azony soa ihany ary izy fa mba nahita na'io asa io ka afaka mba mandefa vola any dago???? :cry: :idea:
Tena mampalahelo mihitsy raha mbola manana an'izany fisainana zany ny gasy kle...
Ilay faharoa aloha dia efa vo za fa za tsy miraharaha fa mbola manampy fona satria tiko ny gasy mba ho tafita...Andriamanitra sy izy (ilay nanao ratsy izany) no mahafantatra...
TOKONY HIRAY SAINA NY GASY MBA HO TAFITA Eeeeeeeee :wink:

182. sipagasy
(
09/05/2005 15:29)
manamafy ny tenin'i Veloo hoe tokony hiray saina isika malagasy, jereo anie ny sinoa & ny afrikana, sy ny tavaratra e! miray hina be mihintsy na @ asa atao izany na @ fiaraha-miaina ihany koa.
Mba raoviana re vao mba ho azontsika lazaina hoe antsika Malagasy i Cachan e!(94000 any @ région parisienne)efa lasan'ny sinoa ny 13ème ao paris ny 18ème an'ny afrikana & tavaratra ary ny antsika mba aiza kosa?????tsy ny isa ihany io lazaiko io fa ny fitanana tranom-barotra & ny sisa annn hihih
Misaotra e! ary tongàva saina aby isika fa mahamenatra :-*

183. fijo
(
10/05/2005 20:45)
tandremo fa ny sinoa ko amifampihinana antrano ireo an.
fa sarotra io faniriana io na dia tsara aza satria tsika gasy be kiafinafina

184. bibioul
(
16/06/2005 08:08)
gvt no tena miavona, ireo nametrak io expression io iany no tena gasy vao tonga, soit fier d'ê malgache oz mamy gotso zay,yeeh fankasitrahana ho an'i tata rahely!!!!
186. vale
(
09/08/2005 19:32)
Tsy ny Gasy rehetra kosa aloha no miavona é! Ny fahitako ny sasany indray dia manambony tena! Tena toe-tsaina ambany sady mahamenatra!