Ny gasy eto Frantsa,fa maninona no miavona?

161. dadabe ( 07/04/2005 15:25)
zay ,mandresy mahazo loka????????? :roll:
162. fijo ( 07/04/2005 21:30)
ie mahazo ny lanitra.
lanitra =rivotra. :-D :-D :-D
163. dadabe ( 08/04/2005 03:12)
:-D :-D :-D :-D
164. domoiina ( 08/04/2005 07:33)
ze ray maty alo ary :-D
165. iartistika ( 08/04/2005 16:11)
mazotoa daholo ary aloha oh!!! :-D :-D
166. yonikafopl ( 08/04/2005 21:33)
:roll:
167. dadabe ( 10/04/2005 16:54)
yonika>tsika 2 mbola ho ela velona ka :wink: :wink: mbola hampitombo taranaka :wink:
168. yonikafopl ( 10/04/2005 23:47)
dadabe tsssssssssssss efa ampy zay vita zay fa aleo reo no tezaina tsara
169. dadabe ( 11/04/2005 03:50)
kiiii zaza natsangana daholo anie ireo e,fa le tsika 2 manamboatra zy mihitsy no tena milay :wink:
170. iartistika ( 11/04/2005 16:25)
mikafiry ndray dadabe ah!!
171. dadabe ( 12/04/2005 09:16)
iartistika>hihihihih fa misy hifandraisany @le hoe gasy miavona eto frantsa ve klou zany resatsika zany e???????????????????/
172. mishou ( 12/04/2005 09:59)
iatistika> mieritreritra aho hoe

1°matahotra hangatahina angamba le gasy miavona we sao dia hiangavy chambre 1 any ianao dia mitetika tsy hanofa trano intsony na ny ohatran'izay

2° na koa mety we tsy fantatra mihitsy ny endrika gasy eny an-dalana fa toa bedebe ny aziatika toa gasy, to bedebe ny afrikana toa gasy, manahirana anefa le hanontany ol we e gasy ve enao.

3°izay gasy manao an'izany rangah menatra ny mahagasy azy an, samy mody fanina rehefa aty fa ny vaza no indraindraina fa sao de voaroaka eo koa raha tsy misolelaka
Sady hain'ny gasy tsara io misolelaka io an, fa tsy gasy fotsiny no hanaovany azy
173. rakotokely ( 01/05/2005 16:48)
za ko aloha dia mahatsikaritra fa misy itovina betsaka @ asiatika ny gasy e , matetika anefa anie ny gasy rehefa mifankahita dia mifampijery e , ary toa miavaka ihany rehefa eny andalana ko , ny moa arabaiko mamaly tsara tsy mamaly any antanikatsaka mifankahita e , soa ihnay anefa fa mba misy ny mafinaritra e , aleo hiavona eo fa tsy ho aiza eo anie e , sady boribory ny tany an
174. dadabe ( 02/05/2005 10:45)
zah lesy tokana aty kleaza :cry:
175. iartistika ( 02/05/2005 15:21)
hafaro am zay bebe eh!!
176. yonikafopl ( 02/05/2005 18:12)
kalam enap iartistika aaaa
miandry le mariazy virtoaly kalou avant tout :roll: :D
177. iartistika ( 03/05/2005 08:05)
ary aiza ary le papa virtoaly no tsy hita fôna klé!
178. fijo ( 03/05/2005 21:38)
rakotokely marina mihintsy io anao io
179. mirabel ( 08/05/2005 16:17)
iartistika:

Tena gaga mihitsy ny tenanay mahita an'le gasy eto france,fa na de mifanena eny @ arabe aza de mitodika any an-toera-kafa ny sasany,ny sasany moa mangarika mihitsy! F'inona ny antony?



maro ny antony izay tsy ary fantatra daholo fa santionany kely mba fantatro no holazaiko : ao ireo izay manana toetra miavona ary tsy te hifandray @ tera-tany toa azy satria manome pb sy soit disant mahita ny fomba fiainany aty ka manahirana raha fantatr'olona any an-tanindrazana ny fombafomba fiainana aty satria hafa ny image omena rehefa tonga miala sasatra any
ao koa ireo malagasy zay tia fosafosa sy tia tsikera ny fiainan'ny sasany
ao indray ireo izay nanampy ihany fa sendra olona tsy mahay mankasitraka na mandrora mitsilany ka ny olona nanampy sy namonjy indray no ilana kisa sy anaovana tsy mety na odiana ts y fantatra fotsiny tsotrra izao ilay olona raha sendra mba mifanena any an-tanindrazana satria atahorana sao hitantara ny galère nanjo azy taty
180. iartistika ( 08/05/2005 17:28)
mirabel> marina mihitsy io,ohatra fotsiny hoe mamafa trano no asany aty,any dago zany tena mahamenatra mihitsy eh!aty anefa tena asa hoatran'ny asa rehetra ihany!ka mety ho marina ny teninao hoete hanafina an'lé zavatra atao aty zany le olona! :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2139