Ny gasy eto Frantsa,fa maninona no miavona?
114. dadabe
(
23/03/2005 13:55)
resaka kaly iondray zao izay satria ao zandrikely fijo=))
yonika> :wink: :wink: antsika mitsam ny tanana a!
iartistika &sonwin>eto indray ve group solida a
yonika> :wink: :wink: antsika mitsam ny tanana a!
iartistika &sonwin>eto indray ve group solida a
115. yonikafopl
(
23/03/2005 15:01)
hihihihihi
za ndray kalou tia mihomehy e! ary rehefa eto za de tapa tsinay mihintsy, gaga ny mpiara miasa we lasa adala le gasy kely hihihihihi
dadabe feno antsika ve ny tanana?? :-$
za ndray kalou tia mihomehy e! ary rehefa eto za de tapa tsinay mihintsy, gaga ny mpiara miasa we lasa adala le gasy kely hihihihihi
dadabe feno antsika ve ny tanana?? :-$
117. iartistika
(
23/03/2005 16:50)
tsy adino enao,tsika anie zafikelin'i dadabe eh,manaraka moramora eny fotsiny :arrow: :arrow:
118. fijo
(
23/03/2005 22:27)
cutie.izy mideux miara mihinana =mitsam mitsam.
ndry tsy hadino saingy tsy ao amin'ilay mideux.
ndry tsy hadino saingy tsy ao amin'ilay mideux.
119. yonikafopl
(
24/03/2005 16:15)
fijo hihihihh zany angaha?
cutie njy njay tsy hadino zany fa aza matahotra? :wink:
cutie njy njay tsy hadino zany fa aza matahotra? :wink: