Ny gasy eto Frantsa,fa maninona no miavona?

61. iartistika ( 09/03/2005 09:16)
ie,le 4ème choix :-D :-D
62. notron ( 09/03/2005 11:54)
Tsy dia mino loatra aho raha ny namana eto @ #serasera no mifampiavona raha sendra mifankahita, nefa raha sanatria ka misy izany dia heveriko fa toetra tsy dia mendrika loatra.
Vitao ny tenanao de aza mila n'iza n'iza raha te-hiavona @namana ianao
63. booboo ( 09/03/2005 12:01)
aaa mety tsy be bla bla bla satria tsy misy tsy mifankafantatra endrika
64. iartistika ( 09/03/2005 16:56)
Tokony mihaona ve zany! fa tsy ankilaza ps :-D :-D :-D
65. dadabe ( 10/03/2005 10:45)
modiako fanina any ambadika any nefa mbola misy miantso foana ny tenanay kle ,de aleo ary fa hovaliko daholo nareo.
1-booboo>njy fantatso mpanao TEATRA (tsy miaraka @victor solo a!),raha misy te haka aktrisy ao de io booboo mahy io a hihihihihihi
2-naritsimba>zah 3 volana fotsiny no tany INDE de tsy de maharaka firy ,fa mety ho LINDINAKIKA kou angamba zareo reo a,ny maorisianina kou toa mitovitovy aminy ihany saingy tsy de naharitra kou zah tao kle hihihih,fa malaza ho fetsepre kou le maorisianina kle
3-yonika>aza fafana raha toa ka hoteneniko le izy a,TENENIKO VE? zany aaaaaaa!
ny hoe fetsepra dia .....奥卡阿楼可ary ny hoe lindinakika de .....了了那 马哈中hihihihihihi
:-D :-D
66. iartistika ( 10/03/2005 16:57)
:-D :-D :-D
67. fijo ( 10/03/2005 21:24)
dadabe ary le sinoa toa tsy novalian'ise
68. iartistika ( 11/03/2005 09:26)
Le vao hanaovana de simba ve?
69. naritsimba ( 11/03/2005 10:54)
iartistika> samy bandy avy eny @ Tanana ihany zany tsika letsy, sur kosa aloha zà fa elà tsy miavona izany e, rahatsy hoe niova angaha rehefa tonga tany am-pita.
Trandraka an-tanimena mantsy tsy maintsy manaraka volo-tany (aza misy anie 'zany)
70. dadabe ( 11/03/2005 11:14)
naritsimba >elah kofiboay sady bogosy no be detanty io ve lesy hiavonany hihihih tsy siora aho
fijo>ny sinoa lety de zao a:"attractive le joba satria tsara manja,lava volo,malandina be raha mbola tanora ,fa aller voir rehefa mahazo taona kii tena manomboka bancal saady mitambokona "ary marina mihitsy le hoe raha vao anaovana indraipa de vizana be le joba (mankaleo )===>zah mbola tsy nanandrana zah mbola vierge=))
yonika>le hoe lindinakika de ity :

/2202/22/02022/22/02/20/202/22/202/20/
omena: E=/2/ T=/0/ A=/20/
YONIKA >mazotoa ary mamaha message e hehehehe ise skoto de hain'ise io (l) (l) :-*
71. dadabe ( 11/03/2005 11:17)
voavah ve ee??? ovay point tiret aza ee tssss zavatra mora kely io
72. iartistika ( 11/03/2005 17:17)
maorsa ve lty io?
73. booboo ( 11/03/2005 20:03)
iartistika>ié
74. dadabe ( 12/03/2005 04:15)
iartistika >elah koa anie afaka mamaha e hehehehehe tsiky de ampy e :wink:
75. yonikafopl ( 12/03/2005 11:21)
dadabe hihihihih oupsss tena efa saika tsy voavaha fa voavaha ihany ka hihihih
alefako eto ve tsaraina ny valiny sa....hihihhih :roll: :P
tsy aleo asiana jeux de morse ato de amzay miverina ny fahiny?? za efa tsdy tsy hahatafavoaka tsony kle
76. booboo ( 12/03/2005 11:23)
yonika>ié alefaso marina (anokafy sujet vaovao mitsy) =D> =D>
77. yonikafopl ( 12/03/2005 11:24)
iiiiiiiiii
kay mou tsy ato le resaka scout fa atsy ambadina hihihih
78. dadabe ( 12/03/2005 15:11)
yonika>ataovy ao ambadika ary fa izahay manaraka foanae,jereo tsara fa ianareo foana no mpanokatra fa izahay le miditra fotsiny ,sa ahoana ry booboo?
:lol:
79. xxx ( 12/03/2005 15:38)
fa i Booboo ve any am 54 sa any am 89 e
80. booboo ( 12/03/2005 16:49)
xxx>izy 2 mivezivezy eo :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2531