Milan!

1. iartistika ( 18/07/2006 12:59)
Mba mitady olona mipetraka any milan sy torino ( turin) raha mba misy ato oh!! sôtra!!
novalian'i kelly13 ny 28/07/2006 04:48
2. cutie ( 18/07/2006 20:59)
anontanio i Ftma:wink:
Ho any nga toi??
3. sarobidy ( 19/07/2006 04:40)
hummmm tsy haiko zao oe iza koa no hanontaniana ankôtran'io efa voalaza io.
4. iartistika ( 19/07/2006 05:36)
fa in le ftma??:roll:
5. mamzelkely ( 19/07/2006 05:39)
ps an'olona ato zany ry iartistika aa:-D
6. fijo ( 19/07/2006 17:40)
na i hery,fa toa hanahirana anao le ftma,tsy arema io akory an
7. prime ( 21/07/2006 07:00)
:-D:-D
8. iartistika ( 22/07/2006 05:46)
neveriko fa de sekta knou!!8)
9. cutie ( 22/07/2006 18:06)
:-D
10. kelly13 ( 28/07/2006 04:48)
iartistika> za tany milan! enao nga any?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3579