azo itokisana ve

1. fijo ( 28/02/2004 10:35)
raha ny fahitako izay misy any mada izao dia toa mbola resaka fotsiny ilay fivoaran'ny toekarena.ka manontany aho hoe,misy azo itokisana ve fa handroso ihany ilay toekarena fa toa tsy misy rafitra mihintsy .
novalian'i fijo ny 27/04/2004 20:34
2. kitjo ( 29/02/2004 09:30)
dia mbola tsy misy fiovana kosa ve ao na kely aza? manao ahoana ny fandehan'ny fiarah miasa @ vahiny indrindra ny teny amerikanina, Japs,rainiboto?.....Tsy mba efa mivotra kosa ve? tsy haiko aloha fa za tsy vahiny fa za tsy any fts e, mba mila ny hevitry ny olona izay any antoerana
3. hendry ( 01/03/2004 11:41)
Misy ny fandrosoana sy fivoarana zay azo lazaina ho maromaro ihany saingy ny mampalahelo dia sika malagasy manantena magie sa inona ka tsy mahandry ny fampandrosoana zay mila manaraka étapes vitsivitsy vao ahitana vokatra mivaingana. Manantena hahita fiovana tampoka be ny ankamaroan´ny olona vantany vao nitondra ny mpitondra vaovao sy ny namany ka tsy afaka mahita ny fiovana zay efa misy ankehitriny.
Tsisy mana milatsaka avy any an-danitra akory ka hanome vokatra 100% eo noho eo fa mila faharetana kely sika malagasy.
4. jhouhlambout ( 12/03/2004 17:34)
Ho hita eo zany
5. psykatr ( 19/03/2004 20:57)
asa
6. ikaretsaka ( 23/03/2004 09:17)
raha apopotra ny heo misodrotra ny harinkarena faobe sns.. dia tenenina .. na tsy misy marina aza aza anie dia misy ny miesona e.. dia hoa mande ny fiaraha miasa etsy sy ery sns.. fa araka ny tenin'i francisy turbo hoe rehefa foana ny tazo sy ny sida ka mitombo ny kapoa-bary andrahoina dia izay no zava dehibe.. ny sisa resak'eh fotsiny
7. xxx ( 23/03/2004 15:50)
Lay izy ho'a za manana karetsaka nefa tsy manana varavarana, tsy manana varavaran-kely. Fa manana savily an
8. kitjo ( 26/03/2004 17:14)
ka diso varavarana mitsy enao zany fa varavarana mihidy code ny anao fa tsy tokony karetsaka
9. fijo ( 27/04/2004 20:34)
te hanala an'ialahy izy ry karetsaka an.ary ialahy ratsilan aza be hanihany fa voakapokiny varavarana eo vao loza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2106