zany hono

1. peluche ( 27/02/2004 12:38)
be ny milaza fa tsara koka ny manambady lehilahy 10 taona lehibe noho ny tena,zahako nefa mihevitra fa vao maika sarotra satria ngeda lotra le elankelan-taona..ahona ny hevitrareo?
novalian'i fijo ny 21/04/2004 22:51
2. samoina ( 27/02/2004 13:20)
rehefa tena mpivady , vetivety dia tsy hita taratra intsony io elanelan-taona io satria " ce qui s'assemble se ressemble " . Ny lahy miha mahazo fisainana tanora kokoa ary ny vavy miha matotra eo anoloan'ny traikefan'ny vadiny.
3. psykatr ( 27/02/2004 17:07)
Sady zao koa:
Vetivety dia miketrona ny hoditry ny vehivavy noho ny an'i lehilahy, ka raha vhv sy lhl mitovitovy taona no miaraka dia any aoriana any majary ohatran'ny hoe zanak'ilay vhv ilay lhl.
4. fijo ( 27/02/2004 19:35)
isika gasy koa tsy mora antitra toa ny vazaha ka tsy hita ilay izy.ary mifameno tsara koa araka io voalaza eo ambony io e.
5. pitchou ( 28/02/2004 18:42)
izaho tsy otran'izay ny fijeriko! satria hitovy mihitsy ny fisainan'ny olona mifanalavitra be ny taonany - folo taona???? izy izany efa nanao sipa ianao vao hiditra an-tsekoly???? izy niaina t@ sanatria t@ fotoanan'ny kolikoly ianao niaina t@ fahalalahna?
raha ny lazain'i samoina d ny lhl zany tokony atao izay hatanora azy fa ny vhv atao zay ahantitra azy? zaho tsy mahita an'izany ho "équitable"!
aleoko ihany mitovitovy taona!
6. kally ( 28/02/2004 10:55)
Ny taona dia tsy midika inona loatra,ny fomba fisainana no maha-antitra na maha-tanora ny olona.Jereo misy ohatra 25 taona manao toe-tsain'ankizy miala sakana 14-15 taona,izay ilay hoe zaza saina.Misy ankizy vao 14 taona nefa matotra be toy ny olona efa firy taona.Ka na 10 io na 20 taona ny elanelany,tsy olana rehefa mifanaraka ny toe-tsainy.Jereo i Laetitia sy Johnny ohatra,firy taona ny elanelany nefa tsy mametraka olana ho an'azy izany.
7. jhouhlambout ( 28/02/2004 11:49)
"L' Amour n'a pas d'âge" hono!
8. samoina ( 29/02/2004 20:22)
ry johnny sy ry barclay kosa efa ho isan-taona izao no miova vady ka tsy azo hampitahàna @ mpivady @ ankapobeny angamba !
9. ikaretsaka ( 29/02/2004 18:03)
tsy hita io ko.. raha mifanakaiky taona aza ilay lehilahy sy vehuvavy dia vers ny faha 40 taonany eo ilay vehivavy no lasa antitra noho ilay lehilahy
10. xxx ( 01/03/2004 19:41)
tsisy koi io fa reveo
rehefa mifanaraka tsara fotsiny d mety foana io na mitovy taona na tsy mitovy taona
Ao tsara an?
11. peluche ( 01/03/2004 10:49)
ie,ao tsara ry xxxx
12. hendry ( 01/03/2004 13:15)
Zaho aloha mahita hoe aleo hisy elanelana au moins 4 ans e. Eo ihany ilay fomba fisainana tanora sy antitra sy hoe misy manao sain-jaza sy ny sisa fa ny lhl raha vao mitovitovy taona @ vhv na roa taona raha be indrindra ny elanelana dia matetika, matetika hoa, zaza saina be miohatra an´ilay vhv. Expérience vecue io fa tena mandreraka be.
13. hendry ( 01/03/2004 13:18)
Izay zavatra lazainao matetika dia saika ekeny daholo, na raha misy fifandirana na fifanakalozan-kevitra dia saika manaiky foana izy. Tsy afaka hivoatra mihitsy zany ilay vhv.
Na manao fautes be sahala @ inona aza ilay vhv matetika dia tsy dia maninona satria mibedy ilay lhl dia raha vao voapepon´ny hevitr´ilay vhv noho izy zaza saina noho ilay vhv dia milefitra, tonga dia milamina daholo ny rehetra. Tsy tiako ka, ohatran´ny mankaleo be ilay role foana.
14. hendry ( 01/03/2004 13:20)
Raha mba ilay efa matomatotra lavitra manko dia sady mba mianatra zavatra vaovao ny tena no mba hafa kokoa ilay fifampitondrana e. Amin´ilay mitovy fisainana na zaza saina noho enao dia lasa ilay vhv ndray no mampianatra @ lafiny sasany.
15. peluche ( 01/03/2004 14:08)
@ lafiny rehetra ve mampety an'io hoy nareo?eo ny fisainana,ny firaisana sns..
16. ikaretsaka ( 01/03/2004 18:20)
marina daholo izany.. fa ilay apres 40 taona hoa rah amifanakaiky taona ilaylehilahy sy vehivavy,, jereo anie fa ilay vehivavy oh nyantitra kokoa noho ilay lehilahy e!
17. pitchou ( 01/03/2004 18:20)
asa aloha ry hendry fa izaho, raha vady no resahana, tsy olona mpampianatra ahy no tiako fa olona miaraka mikaroka izay tsaratsara kokoa amiko, tsy olona hitaiza ahy ahy fa olona hiara-mivelatra amiko, tsy olona mpibedy ahy fa olona afaka hifanakalo hevitra amiko, tsy olona mpamelona ahy fa olona miara-mihary amiko... olona mifameno amiko izany raha tsorina e!
Jereo ny hevitry samoina etsy ambony (27/02) fa tokony ho afaka mivoatra ho matotra koa ny lehilahy fa tsy hoe ny vehivavy ihany no afaka ho matotra! lainga kosa izany!
Ary tsy mifanaraka @ saiko mihitsy izany hoe hitaky na hiteny @ dralehilahy hoe "mandehana ianao maka traikefa any dia ampianaro ahy!!!" na hoe "aiza izay traikefanao momba ..." satria hahatsiaro tena ho izaho indray izany no mamporisika azy haditra !!!
18. fijo ( 02/03/2004 09:42)
samy misy marina daholo ireo voalaza ireo,fa raha fahantrerana no jerena dia io lazain'i karetsaka io no marina.rehefa 40 ans dia hita koko any fahanteran'ilay vehivavy,fa raha toa kosa ka momba ilay fiarahana ao an trano di a hitako fa ratsy io voalazan'i hendry io.tena mankaleo marina raha toa izany ny lehilahy.
19. pitchou ( 02/03/2004 16:39)
ny marina angamba fijo tsy hoe hita kokoa ny fahanteran'ny vehivavy rehefa 40 ans fa terena hanenjika ny fahanteran'ilay vadiny zokiny 10 taona mahery fotsiny izy!
20. fijo ( 03/03/2004 20:21)
an,an,tsy terena izany fa tena hita io ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2994