zany hono
42. ikaretsaka
(
08/03/2004 18:32)
O ry kitjo.. arakaraka ilay fitaizana sy sedrampiainana niainan'ilay helilahy sy vehivavy io ... raha zatra niady irery izy 15 taona dia efa matotra be
43. fijo
(
09/03/2004 10:22)
io voalazan'ikaretsaka io dia tena marina.raha kely dia efa niaritra tena mora matotra be,na lahy na vavy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 09/03/2004 10:22
44. pitchou
(
09/03/2004 17:30)
fa nareo lhl kosa aloha aza mody tsy matotra @ vhv fa mamitaka e! farany nareo hisy hanome couche pampers fa ataovy!
45. ikaretsaka
(
09/03/2004 18:25)
ka izay ialy izy ry pitchou.. ilay mamantatra hoe rehefa aiz aizahay nbo serieux dia aiz ano tsia
46. ikaretsaka
(
09/03/2004 18:30)
ka izay ialy izy ry pitchou.. ilay mamantatra hoe rehefa aiz aizahay nbo serieux dia aiz ano tsia
47. fijo
(
10/03/2004 09:49)
arakaraky ny resaka sy ny toerana io ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 10/03/2004 09:49
48. kitjo
(
10/03/2004 12:09)
eny e, arakaraka ilay olona ange io e, fa theoriquement zany hono e, fa misy ko aza vehivavy lehibe tsy miasaina ange e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 11/03/2004 00:09
49. fijo
(
11/03/2004 09:42)
asa indray aloha izay e.ianareo no miteny azy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 11/03/2004 09:42
50. kitjo
(
11/03/2004 11:38)
k zany hono ko
fa tsy voatery ho io ange fa refa mifanojo mety tsy ankanontany taona kory aza ngamba,zany tkou v?
fa tsy voatery ho io ange fa refa mifanojo mety tsy ankanontany taona kory aza ngamba,zany tkou v?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 11/03/2004 11:38
51. ndriana
(
11/03/2004 10:52)
Mahavariana ny mamaky ireo karazan-kevitra. Izany tokoa no maha olona, nateraka tsy hitovy hevitra, samy manana ny tiany, dia lalina tokoa ny fahasamihafana, koa samia mahay misafidy fa ny tenanao ihany no tena mahatapa izay tianao iaretana sy hajaina ary hitadiavana ny mahasambatra anao, koa na antitra io na tanora io. Anao izay.
53. hendry
(
11/03/2004 18:15)
Marina ilay hoe ny olona nihafy na nisedra zavatra sarotra hatr@ fahazazany dia mora matotra kokoa oharina @ olona niaina normal.
Fa betsaka koa nefa ny milaza hoe: ny ankizy notazaina tany ambanivohitra hono dia matotra kokoa noho ny ankizy andrenivohitra, marina ve zany?
Raha marina dia ohatra velona ngamba ny Filoha Ravalomanana, hatry ny kely hono tsinona izy dia mahay mikarataka be.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 12/03/2004 06:15
54. fijo
(
12/03/2004 10:06)
tena marina io,ary ity koa misy iray vokatry ny etude taty europe.ny zanaka afrikanina sy mahantra dia matotra sy fetsy ary be karataka hatramin'ny faha 10 taonanay,raha oharina amin'ny zanaka europeanina,fa avy eo dia mivoatra haingana kokoa ny zanaka europeanina.
ny antony dia tsotra.ny zaza mahantra dia tsy mba manana zavatra fa izy no mitady izay mba kilalaony'fiara kapoka sns)ary mihezaka ny ahafapo ny lalaony izy.fa hafaka ny faha 10taonanay dia tsy misy hevitra firy intsony satria miditra ny tekinika sy ny hay raha eo,ka ny zanaka vazaha indray no tsara hofana kokoa.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 12/03/2004 10:06
55. kitjo
(
12/03/2004 13:18)
pratiquement @ zava-bita kosa zany e,satria samihafa ny sehatra misy,
fa raha le fahamatorana ara-tsaina mety ho voan le olona vay @ tany mahantra izy,raha le tena misaina zany an,satria ny european zatra fitaovana fa vao tsy mahita d tsy mahay mi-debr fa mijanona.
Io aloha d voantsika gasy dol @ adaptation,bricolage...fa nddray ratsy ny vokany aloha e
fa le resaka toe-tsaina teo tsy any @ resaka technique no resahina

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 12/03/2004 13:18
57. pitchou
(
13/03/2004 18:19)
tena marina izany ka! ianareo mipetraka any ivelany ve tsy mahatsapa an'izany?
58. fijo
(
16/03/2004 11:01)
izahay tsy mandinika intsony aty ko.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 16/03/2004 11:01
60. fijo
(
17/03/2004 09:24)
marina izany ko.efa eo anoloana daholo izay hilaina.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 17/03/2004 09:24