inona ihany ny vhv tadiavin´ny lhl?
1. hendry
(
27/02/2004 15:13)
Ny mahagaga dia rehefa tsy manaiky hampiresahan´ny lhl ny vhv dia lazaina fa miavona. Rehefa mba miresaka ndray nefa ny vhv ( ohatra vhv mi-chat) dia lazaina fa môla hono na hoe tsy maontina sy tsy manja tena. Fa inona ihany no tadiavin´ny lhl e?
novalian'i bice ny 01/04/2004 07:11
2. jhouhlambout
(
27/02/2004 16:15)
Vehivavy azo ampiresahina sady mahay mamaly tsara . Dia rehefa miresaka dia mahay manaja tena.
3. kally
(
27/02/2004 16:25)
Aza mivaky loha amin'izany re ry Hendry a! lehilahy tsy mendrika ny hiresahana akory ny manana toe-tsaina ohatr'izany voalazanao izany.
Inona no mba fantany raha izany no fisainany?
Ary vehivavy iza koa no hanaiky "hampiresahina"?Hampiresahina izany anie ohatry ny hoe tsy manana ny maha-izy azy fa toy ny kilalao e!Ohatry ny hoe ampiteneniko ny saribakoliko... izay hitanao fa mety aminaosy hitanao fa tsara atao f'aza manao hoe satria vehivavy ohatr'izao no tadiavin'ny lehilahy dia hanao an'izao aho,very amin'izany ianao.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 28/02/2004 04:25
4. jhouhlambout
(
27/02/2004 16:47)
Iza no miteny hoe: ampiteneniko ny saribakoliko... ?!?
Raha izany dia aleon'ny lehilahy rehetra miresaka @ RINDRINA.
Izy io ange resaka échange é,
fa tsy sens unique!
@ io échange io no ahafantarana hoe mety ve sa tsia ny Connéction @ ireo olona ireo....
Raha izany dia aleon'ny lehilahy rehetra miresaka @ RINDRINA.
Izy io ange resaka échange é,
fa tsy sens unique!
@ io échange io no ahafantarana hoe mety ve sa tsia ny Connéction @ ireo olona ireo....
5. ikaretsaka
(
27/02/2004 17:52)
Amiko dia sarotra be ny aminao ny mahazo azy satria ianao tsy lehilahy!
6. kally
(
28/02/2004 20:49)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 28/02/2004 08:49
7. kitjo
(
28/02/2004 13:25)
Fa misy koa nge le lehilahy vao iresahina d mikoty e, misy tsy natao iresaka @ vhv mitsy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 28/02/2004 13:25
8. ccool
(
28/02/2004 17:50)
hendry .aza mivaky lou @ zany ianao fa zany mahafinaritra anao atao,fa ny oul tsy ho vosakana mitsy ny vavany tsy hiteny,....et reste tjrs cool envers les autres....
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ccool ny 28/02/2004 17:50
9. pitchou
(
28/02/2004 18:31)
betsaka anefa ny lehilahy mampiresaka no mahafinaritra! dia mifampiresaka e! tsy voatery hoe satria izy mikoty d ianao hanaiky! azonao atao tsara koa ny mampiresaka azy! fa rehefa manao resaka tsy azoazonao fotsiny d ialao! inona no olana? tsy izay mahafinaritra ny hafa no tokony hatao na tsy mifanaraka @ eritreritra aza fa izay metimety aminao ko no ataovy re!
10. sara
(
01/03/2004 17:56)
manohana ny hevitr'i pitchou aho, mety misy milaza fa fille facile ny vhv rehefa tsy miavona nefa on s'en fou de ça. Izaho matetika raha misy miarahaba dia valiako foan a izany akory tsy midika hoe môla @ ilay oul aho, fa cool @ rehetra fotsiny.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/sara ny 01/03/2004 17:56
11. hendry
(
01/03/2004 11:46)
ikaretsaka> fa nahoana moa no tsy tokony ho sarotra @ vhv ny mahazo zay tianareo ambara?
Ka zaho tsy manana olana @ firesahana @ lhl fa ny mahagaga ahy fotsiny dia ny lhl milaza ny vhv môla rehefa manaiky miresaka aminy. Exemple concret be ny @ chat, lazain´ny lhl sasany fa zay vhv michat dia tsy manaja tena. Rehefa tsy miresaka nefa ny vhv dia lazaina fa miavona. Mitady ny tsy misy mihitsy ny lhl ka.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 01/03/2004 23:46
12. xxx
(
01/03/2004 12:01)
hita kouuu
koa na dia ny volana aza mbola asainy ho alina ho azy ireo koa
koa na dia ny volana aza mbola asainy ho alina ho azy ireo koa
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 02/03/2004 00:01
13. six
(
01/03/2004 13:00)
ka mba ataovy aminao kosa ny toeranay, iny misy sipa kely mbo ampiresahina, tsy miteny tsy mivolana, izany ve tsy hiavona, ary raha sendra ny be resaka indray, d tsy voatery ho io lazainao io fa arak'izay fihetsiny eo kosa no hitsarana azy anie e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 02/03/2004 01:00
14. six
(
01/03/2004 13:02)
ka mba ataovy aminao kosa ny toeranay, iny misy sipa kely mbo ampiresahina, tsy miteny tsy mivolana, izany ve tsy hiavona, ary raha sendra ny be resaka indray, d tsy voatery ho io lazainao io fa arak'izay fihetsiny eo kosa no hitsarana azy anie e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 02/03/2004 01:02
15. fijo
(
02/03/2004 11:49)
diso toerana kosa aloha ilay hoe mankany amin'ny chat ny sipa dia mola izay e.resaka io,hevitra no ampiadiana ao.mety misy mikoty ao,fa tsy voatery hanaiky koa anie.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 02/03/2004 11:49
16. six
(
02/03/2004 12:43)
ie sady any anie tsy tena misy matotra zany akory e! sady toa mifananihany fotsiny
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 03/03/2004 00:43
17. fijo
(
03/03/2004 09:21)
raha izany ve no maha sarotiny tsy holasa adala le
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 03/03/2004 09:21
18. pitchou
(
03/03/2004 14:15)
ka raha resaka tsy mahafinaritra an'ilay sipa kosa ve no aaon'i six aminy d handany andro izy e! izany ange no mahatonga ny hoe misy ny mahafinaritra ny miresaka aminy misy d ny tsy mamaly azy no fahendrena e!
19. hendry
(
03/03/2004 11:20)
Ny nahatonga ahy handray ohatra ny resaka chat manko dia nisy filazana tany @ lohahevitra hafa tato @ forum fa ny vhv mpichat dia tsy manaja tena.
Araky ny lazain´i Pitchou hoe misy mahafinaritra ny miresaka @ ilay olona dia mba miresaka zany. Tsy midika tsy fanajana tena sy hamôlana mihitsy zany amiko.
Araky ny lazain´i Pitchou hoe misy mahafinaritra ny miresaka @ ilay olona dia mba miresaka zany. Tsy midika tsy fanajana tena sy hamôlana mihitsy zany amiko.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 03/03/2004 23:20
20. tia_ery
(
03/03/2004 12:43)
Ny marina dia manintona kokoa ny miresaka amin'ny vehivavy, ny tena aloha dia lehilahy.
Raha lehilahy no resahina dia ohatran'ny tsy mamaky loha izany, somary mametraka ny lohany eo ambon'ny tendan'ny daholo fa tsy mba misy zavatra manaitra firy. Tena enjana tanteraka. Mazava izany fa ny lehilahy rehefa misy tsy tiany sy ohatr'izay dia avy hatrany dia ny manan-gambozona ihany. Izay dureté izay no toa mampanjary ny lehilahy hiresaka sy ho voasintona hiresaka amin'ny vehivavy.
Nefa eo @'izay lafiny izay izy dia mametraka sivana avy hatrany fa raha vehivavy manana fomba firesaka lehilahy sy toa tsy dia miraharaha firy dia toa manjary mampieritreritra azy fa tsy izy ilay vehivavy.
Marina ilay fanamarihana kanefa isika eto amin'ny eritreritra ihany ka tsy tokony ho mora hanakiana be fahantany fa i zaroa dia ohatran'izao na izatsy dia ohatran'itsy.
Ny samy mahay mifanaja ihany no mendrika sy rariny.
Samy te hanisy sira avokoa ny tsirairay ka de ny fahatsapan-tena no tena ambony indrindra sy zava-dehibe.
Dia aza mora miritona moa eh!!!
Sôtra eh!