Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i peluche, milahatra araka ny daty
peluche
(
13/08/2004 11:40)
sekoly malagasy any am-pita
Any montréal ihany no fantatro,hitako @ilay site ato.Aiza ny sasany?
Indrindra fa ho an'ny ankizy,hampahafantarina azy ny momba an'ny madagascar(ny dihy-ny teny malagasy-ny fomba)....
tohiny
novalian'i ramaso ny 25/01/2005 18:54
peluche
(
13/08/2004 11:31)
ny gasy sans papier
Nisy sondage hitako tao @ siten'ny jeune economiste gasy,nanontany hoe ahoana ny hevitrareo @'ireo gasy tsy manana taratasy monina any frantsa:tokony hody ve?sa hijanonana any sns...toa misimisy ihany...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2004 21:59
peluche
(
08/07/2004 11:20)
any singapour
tsy aiko zay fahamarinany fa naheno aho hoe voasazy izy mandrora eny an-dalana,izay mitsako chew-gum,izay tsy mandefa rano avy ao @ wc.Raha aty @ntsika hono no hasiana an'izany,asa fotsiny....
tohiny
novalian'i kitjo ny 24/07/2004 10:58
peluche
(
09/06/2004 18:18)
"on ne nait pas femme,on le devient"Simone de Beauvoir
Ahoana ny hevitrareo @ io?vao teraka enao d'efa hataon'ny fiaraha-monina vehivavy,ny fiataizan'ny ray amandreny sns no mahatonga anao vehivavy na lehilahy....
tohiny
novalian'i fijo ny 29/06/2004 21:39
peluche
(
24/04/2004 12:34)
namana
mody hoe namna nefa mitsikilo ny fiainananao,mitsara ny hataonao,manenjika anao.
Inona no hatao hoe namna araka ny hevitrareo?...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2004 22:14
peluche
(
24/04/2004 12:17)
plat tena gasy
otrany tsy de betsaka lotra.Omeo hevitra....
tohiny
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 07:19
peluche
(
20/04/2004 09:33)
film gasy
inona ny film gasy efa hitanareo?na @ teny gasy na teny hafa....
tohiny
novalian'i gasitiako ny 29/09/2005 05:17
peluche
(
20/04/2004 09:04)
hono hoa
Ary inona nahatongan'i hery hamorona an'ity site ity?misy manohana ara-bola ve?ary ianao irery v no miandraikitra an'izy ty?...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2004 22:47
peluche
(
02/04/2004 12:00)
bush
Ahona ny hevitrareo @ politika ny bush hiadivana @ terroriste?tsy zay fotsiny fa ny politiqueny iray manontolo mihitsy?...
tohiny
novalian'i ramaso ny 14/04/2004 05:01
peluche
(
30/03/2004 09:06)
andevo sy andriana
tsy hoe mamerina resaka fa karazany hoe tohiny ihany ito saingy tsy mikasika ny fitiavana ilay izy fa mikasika ny ny nitrangany.tsy aiko tsara moa manazava an'izany....
tohiny
novalian'i herindrainy ny 01/11/2004 16:18
peluche
(
12/03/2004 12:30)
ny lehilay moderne
manampy ao an-trano,manasa vilia,mampiseho fitiavana fa tsy lay tery saina be reny,tsy manao didin-jadona.sa ahona hoy nareo?mbola lava ny liste ka zay te-hanampy manampy...
tohiny
novalian'i pitchou ny 23/04/2004 17:29
peluche
(
09/03/2004 13:13)
coucher le premier soir
rehefa avy mifanena ,dia te-hiaraka,dia avy eo te-hanao @ ankapobeany.Ahona ny hevitrareo @ io manao aoriana kely ny mifankalala?...
tohiny
novalian'i tequila ny 23/04/2004 19:00
peluche
(
27/02/2004 12:38)
zany hono
be ny milaza fa tsara koka ny manambady lehilahy 10 taona lehibe noho ny tena,zahako nefa mihevitra fa vao maika sarotra satria ngeda lotra le elankelan-taona..ahona ny hevitrareo?...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/04/2004 22:51
