namana

1. peluche ( 24/04/2004 12:34)
mody hoe namna nefa mitsikilo ny fiainananao,mitsara ny hataonao,manenjika anao.
Inona no hatao hoe namna araka ny hevitrareo?
novalian'i fijo ny 28/04/2004 22:14
2. hendry ( 24/04/2004 12:41)
Raha mitsara ny ataonao kosa izy mety mbola ho namana ihany satria sahy milaza zay mety na tsy mety ataonao mba hanitsiana anao ohatra.
Mitsikilo ny fiainanao ahoana moa? raha tena namana toa tsisy miafina aminy ny fiaiananao @ ankapobeny koa inona ndray no ho tsikiloviny eo raha efa fantany?
Ny namana amiko dia zay miara-
paly sy miara-kory, rehefa misy olana enao dia tokony ho eo foana izy vonona @ torohevitra sy fanampiana anao, raha misy fifaliana dia miara-mifaly aminao. Ny namana tokony olona azo itokisana sy afaka ifampizarana ny zava-misy rehetra.
3. kally ( 24/04/2004 12:42)
Ny ahy ny namana ilay mahay miara-mitsikanikany amiko dia mitovy resaka amiko,tsy miresa-bola,tsy miresa-borodamba,miresaka fiainana tsotra amiko.
4. booboo ( 24/04/2004 13:05)
hitantarana ny zava-manjo-namana
mampahery sy mampitraka ny loha-namana
mitsikitsiky ao anatin'ny maro-namana
mampihevina raha sendra mahatsiaro-namana
5. samoina ( 25/04/2004 05:00)
Izay tsy mitsipaka ahy @ toetra ratsiko fa sahy miteny sy mi-critique ahy.
ATCHOUM !
6. monier ( 25/04/2004 15:38)
Ny tena namana dia tsy miala rehefa misy fahoriana
7. booboo ( 25/04/2004 17:44)
ianao ka misy tsy mety ny atao ...
8. booboo ( 25/04/2004 17:45)
ianao ka misy tsy mety ny atao ...
9. beko ( 26/04/2004 20:10)
tsarovy akia e ! fa any ho any misy namanao tena tia
10. ikaretsaka ( 26/04/2004 20:23)
miandry pimaso
11. fijo ( 26/04/2004 23:01)
sy te hanao.(hanao zavatsoa hoa anao fa sao misaina ratsy eo indray an)
12. hendry ( 28/04/2004 12:01)
satria izany no tena namana a
13. fijo ( 28/04/2004 22:14)
ie.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2164