coucher le premier soir

1. peluche ( 09/03/2004 13:13)
rehefa avy mifanena ,dia te-hiaraka,dia avy eo te-hanao @ ankapobeany.Ahona ny hevitrareo @ io manao aoriana kely ny mifankalala?
répondu par tequila le 23/04/2004 19:00
2. 2689 ( 09/03/2004 14:11)
Za lehilahy an! Fa mba niseho "la une" ilay resa-behivavy dia idirako. Tena tsy mbola sendra sipa hoatr' izany aho fa ny olana hitako aterak' io dia izao : Ny lehilahy tsy mba mahay manaja vehivavy. Raha hoe ny fihaonana voalohany dia efa leleny ny sipa, dia tsy matoky an' ilay joba intsony izy fa eritreretiny hoe itony koa nymphomane, iza koa ary no tsy efa niakatra tamin' itony. Tsara raha fahafinaretana ara-nofo no ilaina fa raha mila tohiny tsy mety! Tsy hety ho tia anao ilay kofy. Raha azo atao ihany, aleo mampifilafila kely. Sady raha vao mora azo koa ange tena tsy misy tsirony e.
Raha te-hanao @ fihaonana voalohany dia tsy ilaina ny mifankahalala avy eo fa aleo atao relation purement sexuelle fotsiny.

Fa misy tantara ao @ Baiboly dia ny tantaran' i Rebeka : nanao aloha izy sy ny vadiny (Isaka angamba izy izay) vao nifankatia tato afara.
3. ramoul ( 09/03/2004 15:03)
tsy hoe ny lehilahy rehetra dia manao an'izany avokoa.
Izaho koa aloha die lehilehy fa tsy manao an'izany mintsy.
Raha ohatra ka hanao firaisana ianao kanefa vao indray andro na alina fotsiny dia aleo tsy mairaka intsony satria efa mazava tsara fa tsy manantsaina afa tsy ny hanao aminao izy rehafa mifankahita ianareo.Koa noho izany,se coucher dès le premier soir dia fadio satria mety hanimba anareo vehivay zany ary hamono ny pasipaoron'ilay bandy ave eo satria tsy fantatra izay afitsok'ilay viavy avy eo
4. igliky ( 09/03/2004 16:33)
Tsy hitako ny prôblema-nareo amin'izany. Matoa miaraka dia misy ny "attirance" teo amin'ny roa tonta.
5. ikaretsaka ( 09/03/2004 17:24)
fitiavana daholo izany. au natural ihany papa an
6. jhouhlambout ( 09/03/2004 19:19)
Tsy misy maha ratsy an'izany, rehefa samy attirés dé zay!
7. ikaretsaka ( 09/03/2004 19:47)
marina izany
8. fijo ( 10/03/2004 09:39)
izaho dia efa sendra anio ary dia tsy hitako izay olana aminy.
9. ikaretsaka ( 10/03/2004 10:12)
z amba gaga.. arakaraka ny feeling io.. ohatran'ny hoe misy mi drible misy dunk ..misy 3 points .. rehef atonga dia atao ko
10. ccool ( 10/03/2004 09:10)
aza miheritreritra lalina fa zay tinareo atao ihany ny ataovy fa tsy mila miera na manontany oul kafa e,.....d tonga d ataovy fa ny fiainana mandalo e.raha manaiky kou alou ny ankilamy an....fa so d forcena fotsiny fa tsy mety zany fa lasa tsy misy consentement
na premier soir na deuxieme na firyeme io tsy maintsy atao fona io ndray andro any.......
alors pourquoi reporter a demain ce qu'on peut faire aujourd'hui.......
zay alou fa bonne baise dol e
11. kitjo ( 10/03/2004 11:56)
12. peluche ( 10/03/2004 13:15)
angamba extreme be ilay hoe premier soir,fa ataoko hoe andro vitsy aorian'ny fankalalna ohatra.
Betsaka ihany no reko manenina fa asa aloha,tsy mahagaga ny ankabezanareo lehilahy miteny hoe feeling sns ka alefaso..fa ny hevitry ny namana vehivavy no mba tiko fantatra zao,aiza nareo e?
13. nananie ( 10/03/2004 16:43)
Arakaraka io.Raha ohatra ka sipa manana principe io, dia mety tsy anao mintsy izy raha tsy hoe tena tiny lay bandy.
Sady raha tsy mody mampifilafila eo ve tsy ataon'ny bandy @ fanaovana azy?Lazainy fa sipa maivana eo vao eo no raisina.
14. ikaretsaka ( 10/03/2004 17:07)
arakarak'ilay feeling io hoa.. theorie daholo izany fa rehefa tratran'ny tokoa .. eo ambony terrain vao lasa ny baolina hozizy ny fiten6y
15. ikaretsaka ( 10/03/2004 18:06)
arakarak\'ilay feeling io hoa.. theorie daholo izany fa rehefa tratran\'ny tokoa .. eo ambony terrain vao lasa ny baolina hozizy ny fiten6y
16. fijo ( 11/03/2004 09:31)
hm,tena tohanako io hevitra io.
17. nananie ( 11/03/2004 18:47)
Dia tsy mbola nisy nanenina?
18. nananie ( 11/03/2004 14:17)
Dia samy manana ny fiainany marina.
19. joda ( 11/03/2004 16:53)
aza adino ny misatroka ary e..
500fmg ny paquet
20. hendry ( 11/03/2004 17:52)
Zava-misy zany saingy zaho aloha tsy miombon-kevitra amin´ny lhl na vhv hoe fotoana fohy aorian´ny fifankahalalana dia firaisana ara-nofo avy hatrany. Tsy hiditra @ resaka abstinance avant mariage sy ny sisa aho fa au moins kosa mba mifankahalala tsara ny roa tonta vao miditra lalina @ firaisana ara-nofo.
Amiko misy stade ilay izy.
1.fihaonana .2.fifankahalalana,
3.fiarahana, 4. zay vao tokony hiditra @ firaisana ara-nofo raha ilaina maika.
Samy manana ny tiany sy ny fitondrany ny fiainany ary ny fomba fisainany io nefa. Aleo samy hanao ny tiany dia samy mibaby ny vokatry ny natao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3212