coucher le premier soir

21. fijo ( 12/03/2004 09:48)
hendry an,misy fotoana an,tsy ampoizinao akory dia misy io fifampisintonana mahery vaika io,ary eo dia tsy misy azo hatao fa dia manaraka ambokony ny vatana.izay ilay feeling
22. kitjo ( 12/03/2004 13:02)
zany moa izy io!
23. 2689 ( 12/03/2004 16:29)
Ny ahy dia izao : mizara roa mazava ny fifandraisana :

1- ara-panahy : amin' io dia zava-poana ny ara-nofo ary manaraka fotsiny fa ilay fitia ao anaty no manosika anao hanao izay rehetra tokony hatao. Raha ohatra sanatria marary ny anankiray ka tsy afaka hanao mandritra ny telo taona ohatra, tsy olana ho an' ny partenaire izany satria tsy ny fitaovam-pananahana no tiany fa ilay olona amin' ny maha-izy azy.

2- ara-nofo : fahafinaretana no tadiavin' ny andaniny sy ankilany. Dia rehefa samy mahita fahafinaretana ao anatin' ny fiarahana dia izay no tsara.

Raha samy ara-panahy na samy ara-nofo dia tsy misy ny olana. Saingy tsy hain' ny olona ny manavaka an' ireo. Ny vehivavy ohatra dia mieritreritra foana hoe bandy tiany izay vao ekeny hanao aminy, diso be io amiko! Tsy haiko aminareo vehivavy raha samy hafa ny tsirony raha tianareo ilay bandy na tsia fa amiko aloha mitovy ihany e. Ny manao amin' ny olona tia ahy aza no ohatry ny tsara kokoa matetika satria tena manome ny tenany manontolo izy.
24. fleur ( 12/03/2004 09:17)
Rehefa samy te hanao ve moa tsy hanao fa aza ampijaly tena .De ny godasy fotsiny no tsy azo adino.
25. ikaretsaka ( 12/03/2004 14:39)
mande ho azy e
26. jhouhlambout ( 13/03/2004 18:06)
zay mihintsy
27. xxx ( 14/03/2004 16:48)
za efa sendra jô ahatr'izany fa mbola miaraka zay zao, vao alina 1 niarahana de .....efa t@ 2001 anefa an! hatr@zao
28. kitjo ( 14/03/2004 16:28)
k zay le oe aleo handeha ho azy, d nande ...d nande.... d mbola tsy mijanona zany?? d aleo hande ho azy,hhiih
29. ikaretsaka ( 15/03/2004 12:19)
asiana frein ihany indraindray ry kitjo sao mamantana any @ lalana tsy izy an.. indrindra ilay frein mifanohana side by side ireny
30. six ( 15/03/2004 10:18)
rehefa tsy mijanona nefa d aona, milay
31. fijo ( 16/03/2004 10:45)
io rehefa samy entimpanahy izay tsy misy sakana izany fa lasa aloha e.avy eo misaina.
32. ikaretsaka ( 16/03/2004 13:40)
marina ny an-dramaso teo
33. fijo ( 17/03/2004 09:18)
tsy tana io rehefa samy miaiga izay ny feeling
34. ikaretsaka ( 17/03/2004 10:51)
fa mailomailo ihany na iznay aza..
35. kitjo ( 17/03/2004 12:01)
ihih,marina zany fa mba manala aho e,
frein side by side d samy manitsaka?hhmmm
36. ikaretsaka ( 17/03/2004 19:04)
hevitra fotsy ranjo izay fa misy manao na aiza na aiza ka.. ilay mademoiselle antitra ireny
37. fijo ( 18/03/2004 09:12)
ka ngaha kosa tsy nisarona le
38. fijo ( 19/03/2004 16:49)
tena aleo tsy manao ramaso toa izay mijabaka.
39. jhouhlambout ( 19/03/2004 19:26)
Zay mihintsy é, mitsinjo ny ho avy foana!
40. ikaretsaka ( 21/03/2004 17:57)
dia ahoana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9754