coucher le premier soir

61. tequila ( 09/04/2004 07:10)
J'ai pris ce risque !

Zah lay mety lazainao hoe sipa be anatra momba an'izany , nefa lay olona zay tena coup de foudre , fa samy nifampitazana lavitra teny foana zahay . Dia nony nanatona izy efa taty aoriana be , dia tena ohatran'ny hoe fusionnel be ny fiarahanay , dia voarodako daholo ny principes-ko rehetra . Ary tsy hanenenako , satria mifankatia be zahay , fa raha toa ka mifarana nefa izao dia mety tsy ho vitako intsony zay ngamba.

Marina ny tenin'i fijo hoe , ndraindray tsy eritreretinao ny hanao ny dingana fa nefa tsy niverin-dalana koa ah .

Arakaraky ny situation ngamba io e , fa raha vao bonjour kosa alou dia fandriana , mety hoe mba tena zavatra hafa mihitsy zany .

Misy koa nefa ny mifanaraka hoe samy irery ka hifapi-consoler , io kosa alou dia sarotra raha zah manokana . Asa ... sujet hafa
62. ikaretsaka ( 13/04/2004 03:05)
lasa ho azy ?
63. jhouhlambout ( 13/04/2004 07:55)
instinctivement...
64. tequila ( 13/04/2004 08:06)
Tsy haiko raha instinct zany ... je ne pense pas fa zay fotsiny e .
65. fijo ( 13/04/2004 22:14)
rehefa ela nifampitsiriritana kosa tsy voatana fao raikitra ny ok dia lasa e.
66. fijo ( 14/04/2004 21:02)
io vita vao samy manontany tena
67. ikaretsaka ( 15/04/2004 00:45)
hoe naninona isika teo?
68. tequila ( 15/04/2004 10:24)
Mais non , après on se dit WAW , nous deux on étincèle ! hi hi

Hoe naninn tsika teo ve, inn no valiny andrasana amizany , karetsaka koa mampime
69. imailaka ( 15/04/2004 10:26)
dia hoe tsara fa aleo asiana revansy kely
70. fijo ( 15/04/2004 21:25)
ih,ih,ih,mody samy sadaikatra aloha ka.izay vao hoe toa tsara ka,rahoviana indray.
71. ikaretsaka ( 16/04/2004 02:32)
zay mihitsy
72. fijo ( 16/04/2004 22:49)
iny ilay hoe tsy nahy nefa tiana haverina.plezira tsy nampoizina
73. tequila ( 17/04/2004 17:30)
aaa , nenareo zavatra hafa mihitsy ka !
74. ikaretsaka ( 18/04/2004 03:27)
izany kosa fa aza mody fanina e.. io miolakolaka io ihany
75. fijo ( 19/04/2004 21:25)
rehefa marina ry kala dia mba eko an
76. tequila ( 23/04/2004 19:00)
ka tsy marina ve dia ho forcer-na e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3608