ny gasy sans papier

1. peluche ( 13/08/2004 11:31)
Nisy sondage hitako tao @ siten'ny jeune economiste gasy,nanontany hoe ahoana ny hevitrareo @'ireo gasy tsy manana taratasy monina any frantsa:tokony hody ve?sa hijanonana any sns...toa misimisy ihany hono ny gasy tsy manana papier any .ahona ny hevitrareo?
novalian'i fijo ny 16/08/2004 21:59
2. peluche ( 13/08/2004 11:35)
efa voaresaka ao @ clandestinité :)
3. tsiperifery ( 13/08/2004 13:38)
Na any dago aza maro ny namana fantatro tsy manana na very karapanondro dia tsy mazoto hanamboatra satria mandany fotoana be hono ny fanaovana izany ! Aleo ny tsirairay honina @ izay toerana tiany fa aza teriterena e ! 8) . Fantany ny ataony !
4. xxx ( 13/08/2004 13:55)
Za aloha mi-clande, fa raha misy sipa manja sady misy papiers kousa , na dia tsy natao ho an'ny fanambadiana aza ny tenanay dia mety azonay eritreretina ihany ny fandalovana any amin'ny mairie. :lol:

Nikopol
5. ramoul ( 14/08/2004 20:27)
Normal raha misy gasy tsy manana papier aty ampita, any dago ary betsaka am' ireo vahiny no tsy manana taratasy nefa sady tsy roahina no sady mbola omena izay tihany ihany.
Normal ry zareo rah amijanona aty ampita. 8)
6. fijo ( 16/08/2004 21:59)
marina io voalazan'i ramoul io.firy ny vahiny tsy misy taratasy any amintsika?ka raha mahatanty tsy manana taratasy ve ny gasy aty,inona ny olana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2568