ny lehilay moderne

1. peluche ( 12/03/2004 12:30)
manampy ao an-trano,manasa vilia,mampiseho fitiavana fa tsy lay tery saina be reny,tsy manao didin-jadona.sa ahona hoy nareo?mbola lava ny liste ka zay te-hanampy manampy
novalian'i pitchou ny 23/04/2004 17:29
2. nananie ( 12/03/2004 14:16)
Mari no amant !!! lol
3. lema ( 12/03/2004 15:30)
dé raha miasa be loatra dé vizaka be dé tezitra indray ny sipa @ alina
4. jhouhlambout ( 12/03/2004 17:03)
zay koa
5. ccool ( 13/03/2004 18:20)
tena za mitsy zany votantara eo ambony eo zany...nga nareo mahafantatra ana kay?


6. kally ( 14/03/2004 16:56)
Hay ve i Ccool io voalaza fa tezeran'ny sipany foana rehefa alina fa vizaka miasa io e!.Ny olona toa betsaka no miasa nefa tsy vizaka koh!Mihinàna vitamine ry ccool a!
7. kitjo ( 14/03/2004 16:33)
calme iany ccool an
8. nananie ( 15/03/2004 14:19)
Tsy ampy zany vitamine zany ry Kally a!Rehefa valaka ve i ccool tsy zavatra mehry vaika no ampiasana?Ohatra hoe...
9. fijo ( 16/03/2004 11:22)
mitady fika tsy hanaovana raharaha indray ny sipa an
10. ikaretsaka ( 16/03/2004 14:08)
hihihi misy kamovavy ndray ao
11. ikaretsaka ( 16/03/2004 14:09)
hihihi misy kamovavy ndray ao
12. peluche ( 16/03/2004 09:45)
ary ahona manisy akaiky ry karetsaka??ny lehilahy no kamo hatramin'izay,efa miova ny toetr'andro,mba manaraha ny vanin'andro e
13. nananie ( 16/03/2004 13:03)
Aza manisy akaiky moa e!

Tsy à la page mintsy ve Karetsaka zany e?
14. ikaretsaka ( 16/03/2004 18:02)
ka mody hoe ahoana nareo lehilahy ireto amin'ny fanaovandraharaha.. maninona zao raha tenenina hoe ampio zahay hanao raharaha ..
15. fijo ( 17/03/2004 09:56)
asambehivavy tsotra izao hoy sareraka,de asaina atao ataoko foana.tena miha kamo ny vehivavy izany ka.
16. ikaretsaka ( 17/03/2004 10:55)
misy m,ahamarina azy ihany ny an'i sareraka an
17. nananie ( 18/03/2004 11:36)
Ntsss! Rehefa sendra vehivavy moderne vô mikombona eo!!!
18. fijo ( 19/03/2004 20:50)
le moderna tiana lazaina eto toa fanakonana ny hakamoana ko
19. ikaretsaka ( 19/03/2004 11:59)
izany kao ny fahitako azy
20. fijo ( 19/03/2004 17:02)
milaza rehefa kamo e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2188