ny lehilay moderne
42. fijo
(
30/03/2004 10:29)
efa be ny meverina amin'ny taloha izao ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 30/03/2004 10:29
43. pitchou
(
30/03/2004 15:08)
tsy manao jean's fa salaka e! tsy manao irony tennis marika inona tsara irony moa? fa tsy mikararo ... hihihihihi! d hita tsara ny tongotra @ zay!
45. pitchou
(
30/03/2004 12:35)
marina tokoa ry nananie! hihihihii! tsy mahazo mampiasa ravin'aviavy ko an!
47. pitchou
(
31/03/2004 04:28)
aha! izay tsy te-ho moderna ka!
fa misy tanana any europe any manao an'izany ny mponina hono!
fa misy tanana any europe any manao an'izany ny mponina hono!
48. ravatorano
(
31/03/2004 08:04)
kay nivadika tsikellkel zany kozy zany ry reto an
mihamafana ihany tena efa lasa revy miainga be izy zany
ny vevay moderina kamo fa miafina ao amin ilay hoe miasa de voatery mitady mpanampy fa tsy vita tsony ny ao atokatrano ka na ampianay lhl aza nareo dia voa maika hitombo ny hakamoanareo

49. pitchou
(
31/03/2004 14:07)
ary raha samy miasa ravatorano d mba inona no anjara asanareo ao an-tokatrano? mba tsy hilazana anareo hoe kamo?
51. pitchou
(
01/04/2004 11:18)
d andranareo ho tena lanake be v zahay zany vao ampianareo? fa maninona raha mba tonga d manao?
52. angie
(
01/04/2004 11:25)
ny anay aloha dia zaraina tsara ny ao an-trano satria samy miasa daholo e. Ka io koa miankina@ ilay couple ihany.
53. xxx
(
01/04/2004 12:03)
Ny ahy tsy misy lalàna fa rehefa te hanao za dia manao rehefa tsy te hanao za dia tsy manao.
55. peluche
(
02/04/2004 09:57)
eny hoa ry pitchou!
Ny an'i angie no tsara ny hevitra @ zay tsisy afaka mial-bala
Ny an'i angie no tsara ny hevitra @ zay tsisy afaka mial-bala
56. kitjo
(
03/04/2004 09:53)
hihihiihhihihiihihiih,
hay mba mahay manasa vili ary ramaso fa tsy oe mandeha maka ravin akondro,
fijo> tsy oe izay tsy vitanay kosa fa mifanampy mitsy e,ny dikan zany ange oe ataovy dol iany fa refa tena mitsy tsy vita v tsy ho ataonay e

57. pitchou
(
03/04/2004 13:39)
oadray ramaso! d raha samy ao an-trano ko zany nareo d samy mahandro ny sakafony avy? de samy mamboatra ny fandrinany avy?
58. hendry
(
05/04/2004 13:19)
Aiza kosa e! ifandimbiasana ny manao raharaha fa tsy hoe samy manao ny azy. Ohatra hoe androany azy dia rahampitso anao, fa atao mitovy tsara ilay fizarana a!
59. ikaretsaka
(
05/04/2004 14:22)
ka rehefa samy manao ratsy loha kao dia misy mahamarina ny an-dramao an.. hamono tena kosa aza ve izy
60. fijo
(
05/04/2004 23:13)
ka izao ary.ny sasalamba sy ny sasa vilia efa masinina no manao azy.ny fafatrano tsy mila inona fa trohana amin'ilay fitaovana iny.dia pasoka anie izany sisa ataonareo e.dia inona indray no mbola hilana vaniny amin'izany