ny lehilay moderne
1. peluche
(
12/03/2004 12:30)
manampy ao an-trano,manasa vilia,mampiseho fitiavana fa tsy lay tery saina be reny,tsy manao didin-jadona.sa ahona hoy nareo?mbola lava ny liste ka zay te-hanampy manampy
novalian'i pitchou ny 23/04/2004 17:29
6. kally
(
14/03/2004 16:56)
Hay ve i Ccool io voalaza fa tezeran'ny sipany foana rehefa alina fa vizaka miasa io e!.Ny olona toa betsaka no miasa nefa tsy vizaka koh!Mihinàna vitamine ry ccool a!
8. nananie
(
15/03/2004 14:19)
Tsy ampy zany vitamine zany ry Kally a!Rehefa valaka ve i ccool tsy zavatra mehry vaika no ampiasana?Ohatra hoe...
12. peluche
(
16/03/2004 09:45)
ary ahona manisy akaiky ry karetsaka??ny lehilahy no kamo hatramin'izay,efa miova ny toetr'andro,mba manaraha ny vanin'andro e
14. ikaretsaka
(
16/03/2004 18:02)
ka mody hoe ahoana nareo lehilahy ireto amin'ny fanaovandraharaha.. maninona zao raha tenenina hoe ampio zahay hanao raharaha ..
15. fijo
(
17/03/2004 09:56)
asambehivavy tsotra izao hoy sareraka,de asaina atao ataoko foana.tena miha kamo ny vehivavy izany ka.
