ny lehilay moderne

21. nananie ( 19/03/2004 10:35)
Dia vonona ny anao raharaha anga ra kamo?
22. pitchou ( 21/03/2004 15:29)
raha kamo izahay vhv tsy mandeha miasa marain-tsy hariva! tsy nandeha nianatra koa! ary raha eritreretinareo fa tsotra ny raharaha ao an-trano, andramo ampifanakalozina kely mandritra ny 1 volana: samy mandeha miasa d rehefa tonga ao an-trano ramatoa mipetraka mijery tele sy mamaky gazety fa nareo no manao ny raharaha rehetra! d nareo ihany no mbola mifoha maraina ny ampitso!
raha misy zaza moa d tandremo sao adino no mikarakara azy!!!! tsy maninona fa tsy ampidirintsika ao ny mitondra vohoka sy miteraka ary ny mampinono!
rehefa marary ny ankizy, tandremo sao matory @ alina an! loza eo!
dia mety ho tsapanareo ny lanjan'ny hakamoana e!
23. poussiereniceself ( 21/03/2004 18:33)
Ny vehivavy moderne indray mitady vola fa tsy miandry tolorana fotsiny.
24. poussiereniceself ( 21/03/2004 18:38)
Dia ataovy betsaka ny vola alohany tsy hisiany ady saritaka.
25. ikaretsaka ( 22/03/2004 20:07)
hihihi moderniseo daholo e
26. rinakely1 ( 22/03/2004 13:48)
c la vie rakaretsaka an!
27. ikaretsaka ( 22/03/2004 17:30)
ary ny mahagaga rehefa misy probleme kely fia ilay "zo anareo vehivavy" foana no dradradradraina
28. pitchou ( 22/03/2004 18:07)
ikaretsaka ity! ny tsy anay indray v no ho dradradradrainay? ary tsy misy midradradradra an'izany raha toa koa efa ananany ny zony! ny manampy ny hafa hitaky ny azy angaha!
29. ikaretsaka ( 22/03/2004 19:00)
ka sady hiarovantena ilay izy no no atao karazana eso.. dia tsy hay intsony
30. fijo ( 25/03/2004 12:03)
anehoana hakamoana no tena izy ko.
31. ikaretsaka ( 25/03/2004 14:02)
izay koa iray
32. ikaretsaka ( 25/03/2004 14:04)
izay koa iray
33. ikaretsaka ( 25/03/2004 14:05)
izay koa iray
34. peluche ( 25/03/2004 11:02)
odry,fa raha zay moa ny fandraisanao anareo an'azy
35. fijo ( 26/03/2004 20:36)
hita mihintsy fa misy ambadika voretra be ao.
36. kitjo ( 26/03/2004 17:54)
eo d hisamaritaka eo, tsy ho vita moa ny raharaha fa laozy miady eo,ihihhiih
ny zaza etsy mitomany, ny vilia maloto nefa samy noana
ny akanjo mbola hosasana nefa hivoka ny sasany ra alina,ihhihiih
37. xxx ( 27/03/2004 20:33)
Tsy maintsy mbola hifankatia koa ve le?toa tsy ampy zany fotoana hifankatiavana zany fa lasan raharaha no betsaka.
38. ralipo ( 27/03/2004 15:19)
Le formule nananie Mari Amant no hitako mifandraika @ type lahilahy moderne.
Mari=Vady manohana @ lafiny rehetra.
Amant=Fahafinaretana ny fiarahana
39. kitjo ( 27/03/2004 15:55)
xxxxxx ooaaaa ttsss,
40. pitchou ( 27/03/2004 19:13)
d izay tsy te ho moderne zany d miverena @ taloha e! ilay taloha lavitra b mihitsy an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5068