ny lehilay moderne
63. hendry
(
08/04/2004 15:10)
hihihi, inona ny idiran´ny saka @ zany ry xxx? ho tompoina a?
Ka ny tokantrano lazain´i Fijo anie zany ilay tokantrano efa moderna be e, he zany izy koa masinina daholo no manao ny raharaha rehetra. Fa ngah rehefa hoe lhl moderna no resahina dia tsy maintsy tokantrano moderna be koa zany?
Misy lhl moderna fa miaina @ tokantrano tsotra, dia mbola manasa lamba sy vilia @ tanana, miborosy trano sy manisy savoka. Dia ahoana ndray ny fizarana eo?
Mety mbola hisy biby fiompy tsy maintsy fahanana koa.

65. pitchou
(
08/04/2004 15:19)
d raha izay no olana izany ra-fijo d izao: ze pasoka kely sisa iny ve d mampaninona anao ny manao azy?
fa raha tena mifanjana d aleo izany manarama mpanampy an-trano e! d budget n'iza no angalana azy?
fa raha tena mifanjana d aleo izany manarama mpanampy an-trano e! d budget n'iza no angalana azy?
67. pitchou
(
09/04/2004 14:15)
hum! izany hoe raha toa ka raharaha atao no resahana d ailikao aty @ vhv, fa raha fandoavana ny karaman'ny mpanampy d tokony hitovy! hum misy hisainana o?
68. vahona
(
14/04/2004 23:23)
le fijo sy le karetsaka dia hita mitsy hoe lhl macho,tsy manaiky mizara raharaha,tsy mahagaga raha mbola tsy manambady ka!
ra za nareo dia vhv any ambaanivohitra an'i dago no vadiana fa ireny tsy miasa ohatran'ny vhv moderne sady mazoto manao raharaha.
Tsy hakamoana ny anay fa samy reraka avy miasa dia mbola hila vanony idray ny lhl tsy akapoka @ rindrina ny loha rehefa tsy faly @ izay miditra hopitaly dia tsy manao n'inn'inn.

69. ikaretsaka
(
15/04/2004 00:19)
lehilahy macho @ ahoana ary samy manana ny anjara raharahany io ry kala an.. samy manao araky ny fony fa tsy misy ankitery..
70. fijo
(
15/04/2004 21:55)
izay mantsy.ianareo ve dia hifaninana aminay e.raisinay antanana ny ao antrano,avy ianareo hoe tsy homeny zo mihintsy aho hitantana ny tokan tranoko,avela indray,ary izy tsy mba manampy mihintsy fa macho.inona ihany ary
72. pitchou
(
16/04/2004 10:29)
mitady raharaha fanampiny ko i vahona izany an! angaha reo raha miditra hopitaly tsy mbola ianao no hiazakazaka hitsabo sy hikarakara? mba asaivo manao casque vy aloha vao manakapoka loha @ rindrina! nefa raha simba ny rindrina de ahoana?
74. pitchou
(
17/04/2004 14:23)
inona avy moa izany no heverinao fa adidinao @ raharaha ao an-tokatrano?
78. pitchou
(
20/04/2004 18:33)
ndry! ary toa matahotra adidy re? sa mody hoe ... nefa tsy tsy mahavita akory?
80. pitchou
(
21/04/2004 02:20)
ka lazao ary hoe inona avy no heverinareo ho adidy e! sao d ny tombany no be fa tsisy akory!