any singapour

1. peluche ( 08/07/2004 11:20)
tsy aiko zay fahamarinany fa naheno aho hoe voasazy izy mandrora eny an-dalana,izay mitsako chew-gum,izay tsy mandefa rano avy ao @ wc.Raha aty @ntsika hono no hasiana an'izany,asa fotsiny.
novalian'i kitjo ny 24/07/2004 10:58
2. kitjo ( 08/07/2004 12:20)
Marina tokoa io ary izay no iantsoan'ny olona sasany an i SIngapour oe "the town of : Do not",

- mihinana siligoma, ary tsy misy mahazo mivarotra
- tsy maahzo mividy sigara/zava-pisotro misy alkola raha latsaky ny 18 taona
- mandrora na manary zvt @tany
- mikitikitika na manongotra voninkazo eny @ arabe ( feno camera manko anatin' ireny ka manajry manimba ny "controle")
- miampita @ arabe fa mande ambanin tany na fiampitana ambony raha toa ka tsy misy le fiampitana "feu rouge" @arabe reny
- manakana taxi na mampijanona taxi eny @ toerana tsy natokana ho @zany
- tsy manisy ceinture
- manao akanjo mamoafady, "mampidera be" ,eny na any @ boaty aza
- raha mpianatra vahiny ka tsy manana "master" dia ts mahazo miasa, na irony "part time" kely irony aza, na tsy mandray karama aza, ary mampigadra eo no ho eo io na tonga d mody.

................
be dia be! zany oe efa iainan zareo le izy ka tsy misy mahatsiaro izany ho manahirana fa mandeha ho azy......

Asa re raha any Dago marina no toy izany e?
nefa.... vitan'ny olona ve tsy tokony ho vitantsika raha tena hanao isika?
3. atmos ( 08/07/2004 13:31)
tena marina mihitsy io fa za efa tany e, raha mila photos à l'appuis sns...dia tsy misy olana. Marina daholo reo voalazan'i kitjo reo....

O ry Kitjo a, elà ve tsy misy zavatra atao afa-tsy ty serasera ty e, tô misy an'elà dôly zay rehetra aleha ato
4. kitjo ( 08/07/2004 13:36)
atmos> in ngah ny olana???

ato zao no solon'ny fianakaviana kooooo
eto no hitenenana teny gasy....
eto no ahitana vaovao sy ze eritreritra mandalo.....

Mamporisika an i atmos hamangy eto foana ko!
5. atmos ( 08/07/2004 13:38)
tena marina mihitsy io fa za efa tany e, raha mila photos à l'appuis sns...dia tsy misy olana. Marina daholo reo voalazan'i kitjo reo....

O ry Kitjo a, elà ve tsy misy zavatra atao afa-tsy ty serasera ty e, tô misy an'elà dôly zay rehetra aleha ato
6. peluche ( 08/07/2004 13:39)
Tokony mba hisy limiteny ihany kosa na izany aza lay fandrarana.Aiza ny ny "liberté" amin'izany,ilay caméra mba azo leferina ihany satria hoe ho an'ny sécurité,ilay mandrora @ tany(ekeko hoe mba hampadio ny tanana)fa na izany aza,le mitsako silgum ndray tsy hitako zay hidiran'ny fandrarana @izany,farany tsy hasiana ora koa ny fandehanana mivoka raha izany...tsisy fahafahan'ny tena mihitsy zany fa lasa programmé ohatran'ny robot
7. peluche ( 08/07/2004 13:50)
atmos/ fa inona no hidranao @ programmen'i kitjo?
8. hendry ( 08/07/2004 14:31)
zany anie no mahatonga ny olona @ tany mandroso matetika ohatran´ny machine zany daholo sisa, ohatran´ny robot araky ny lazain´i peluche.
9. atmos ( 08/07/2004 14:44)
peluche : mba tiako fantatra ny ataony sao mba mety amiko ny programany
10. atmos ( 08/07/2004 14:45)
peluche : mba tiako fantatra ny ataony sao mba mety amiko ny programany
11. atmos ( 08/07/2004 14:45)
peluche : mba tiako fantatra ny ataony sao mba mety amiko ny programany
12. fijo ( 08/07/2004 22:28)
atmos an>aza mijery izay ataon'ny hafa letsy e.
tsy voako kosa ry zareo raha toa izany an voatery loatra
13. wawawa ( 08/07/2004 22:29)
Les enfants!
14. kitjo ( 09/07/2004 04:55)
ramaso> ato antrano izy mihinana k! za aloha manafatra avy any ee, fa ato antrano no mihinana
15. kitjo ( 09/07/2004 05:26)
ka le izy ange ry reto refa iainana d oh mande ho azy ary tsy misy eritreritrao hoe hafahafa na oe mafy lotra....

Fa zany oe ra misy zvt tsy azo atao iray ange d misy iray hafa solony e. Tsy haiko manazava azy e!
Fa marina ko anefa ilay oe lasa oh robot e.
Za t@ voalohany aloha matawatsa foana isaky ny hanao zvt oe azo atao ve ty sa tsy azo, d miherikerika mijery panneau aloha....

Fa refa zatra d tsy haiko na zay le oe lasa robot ngamba, fa efa hainao ilay izy d mande ho azy tonga d tsy any mitsy ny eritreritra!
16. atmos ( 09/07/2004 15:41)
kitjo : ka ilay toe-tsaina io e, ka ny an-dry ramaso angamba ny toe-tsaina tsy ohatr'izany kou, sa ahoana ramaso?
17. kitjo ( 09/07/2004 17:47)
atmos> zay ny marina aloha e!
le saina mitsy no efa voatefy ngamba!

fa Dago ange anisan firenena be lalana inddra e, fa tsisy manaraka, d izay ngamba mahatonga antsika mieritreritra oh zao
18. pitchou ( 09/07/2004 18:49)
rizareo tatsinanana alou d tia discipline be mihitsy! oh iray ny fanazarana ny ankizy tsy hitaraina sy hanamafisana ny sainy (hono) d misy sekoly sasany na mangatsiaka b toa inn aza d tsy manao akanjo ba!fa tena mahavita le zaza! fa nu gasy manko terivozona no nialana d lasa otran'ny tapakofehy angamba ka manararaotra mandika ny lalana fantatra rehetra! tsy reproche io fa réaction normaly amiko an!
19. ikaretsaka ( 09/07/2004 19:48)
ny antsika ny lalana apetaka fotsiny fa tsy tandremana.. i ono mahasamihafa kely azy
20. fatsoraly ( 10/07/2004 14:58)
ka isika tsy ambanin'ny lalàna fa ambanin'ny fahasoavana tsinona ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1217