any singapour

21. pitchou ( 14/07/2004 04:56)
hihihi! fahasoavan'iza ry fatsoraly?
22. atmos ( 14/07/2004 15:46)
ka isika malagasy be finoana be ka, tsy mila lalàna, tsy mila miasa firy, fa miandry le fahasoavana avy any ambony, sa tsy izany ry fatsoralahy no taianao tenenina?
23. pitchou ( 14/07/2004 16:07)
ambanin'ny finoana izany raha izany ka!
24. fatsoraly ( 15/07/2004 04:17)
tsy ara-potoana hono ny bus any raha ny henoko. Satria tsy voafetra hoe isaky ny @ firy izy no mandalo.


pitchou> zany hono e!

25. pitchou ( 15/07/2004 10:42)
tsy mety fa maninn kay?
ary mba manao taingim-be v ny bus any? tsy misy an'irony otran'ny pousse-pousse irony ko?
26. kitjo ( 15/07/2004 17:34)
k ny azy misy etazy d tsisy anaovana taingim-be.....

sady manjary manakona tele raha misy mitsangana....fa @ maraina aloha misy e...le @ heure de pointe iny

misy posy aty fa mitaingina bisikileta ilay mpitarika......d mandefa CD mafy b mahamenatr'olona mierika aby ny olona eny an-dalana
27. atmos ( 16/07/2004 13:57)
Tena milay kosa zany kou, reveko aloha e, fiainana vao2 mihitsy. Za aloha t@ nandalo tany ts nahatsikaritra an'izany e, sady vetivety ihany no nandalovako tany e.

Mikasa ny hanao vankasy any ny bandy atsy ho atsy fa tena mahaliana izy izany!!!!!! zay mahasoa ataon'Ilay ao ambony e, fa faniriana ny an-dRaoulombelona, hihihihihihihihiihi
28. olly ( 17/07/2004 09:36)
kitjo < mijery ilay tanàna am'sary aloha mahafinaritra be e , hijery paysages sy hitaingina posy de mihaino ny cd ny no mbo toa hanintona ahy ho any amin-jy raha izany , fa ilay disciplines mbola tantara hafa koa iny ihihihi
29. olly ( 17/07/2004 12:20)
ounnntss :-D :-D
30. olly ( 17/07/2004 14:14)
:-D :-D ndrepande ihihihi zany hono kitjo?
31. pitchou ( 17/07/2004 15:46)
saika nahita loza tany ndray ngaha ramaso? io no efa ananarana anao fona hoe mba hendry!
32. kitjo ( 17/07/2004 16:55)
pitchou> zandriko io ts manao anzany k!hihiihihibedin i zoky eo!

refa tsy maditsa fts d ts manin izy k!

ramaso> Fa tsy miandry azy fa ra vao manao fihetsika hafahafa tonga d ataoko bye bye,hihiihih
33. olly ( 17/07/2004 18:13)
hmm :wink:
34. ikaretsaka ( 17/07/2004 18:39)
tsss
Ramaso> bedy an
35. kitjo ( 18/07/2004 11:37)
hihihiih
zany ny an lah!
36. kitjo ( 18/07/2004 12:06)
anseeee
ao fa tsy bedy zany elah e.....
i pitchou no bedy,hiihihi
37. pitchou ( 19/07/2004 05:57)
kaiiiiiiii! kitjo manongo! hihihi! ko ramaso ary mampitahotsa oull ko! izy io nge ampetain-jy lôtsa ngamba e! jereo fa lasa niafina ao ambadik'ilay 100kg! hihihi!
38. kitjo ( 19/07/2004 15:33)
ihihiihihih
ramaso> efa propriete privee aty ts misy mahazo miditsa k! ramaso no mitazana ze mitady hihoatra ny fefy zany d mandaza any @ zoky.....(ary nahazo anarana le zoky marina! sady chiffre,hihih)

za manko fa tsy hoe aty e, :!:
39. pitchou ( 20/07/2004 05:24)
ramaso> hihihi! ise zany no gardien sefo an! tanjemo sao laozan'ise miodikodina manaraka sipa any vao sahirana eo zoky raha misy mitady hanafika! hihihi! garde à vous!!!!!
40. pitchou ( 20/07/2004 05:40)
ramaso> hihihi! ise zany no gardien sefo an! tanjemo sao laozan'ise miodikodina manaraka sipa any vao sahirana eo zoky raha misy mitady hanafika! hihihi! garde à vous!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2547