any singapour
43. olly
(
21/07/2004 11:02)
ramaso < tsi mba hoe singa avy aiza hahay mo ny fanontanianao ? :-D (aza manita-tsaina eo nray an ! :? singa = fanafohezana ny hoe "singapouriana " any amin-dry jotki ) :-P
44. kitjo
(
21/07/2004 16:57)
hiihhiih
zay ifanarahanareo ao e :lol:
fenoy ny banga zany ko :!: :P
singan' olona ngamba satria tsisy race pure ry zareo singaporean,hihhiihhi
zay ifanarahanareo ao e :lol:
fenoy ny banga zany ko :!: :P
singan' olona ngamba satria tsisy race pure ry zareo singaporean,hihhiihhi
45. pitchou
(
22/07/2004 00:27)
singapure race zany e! hihihi!
ary kay tsy hitan'i ramaso lay izy teo?
ramaso> d ahoana ny fomba itazonan'i zoky an'zany aho raha ialaozanao mitady an'i mumu eran'ny tanana?
ary kay tsy hitan'i ramaso lay izy teo?
ramaso> d ahoana ny fomba itazonan'i zoky an'zany aho raha ialaozanao mitady an'i mumu eran'ny tanana?
47. kitjo
(
22/07/2004 12:02)
singan' in klo zato iadin-kevitra ato zany e??
sao d tsa misy raisina eo tsn fa efa singany mbola hifandroritana ianay :-D
sao d tsa misy raisina eo tsn fa efa singany mbola hifandroritana ianay :-D
48. pitchou
(
22/07/2004 15:28)
eny wa ry kitjo! singany 1 ve no ifandroritana eto tsy aleo samy maka singany tsirairay avy?
49. kitjo
(
23/07/2004 08:51)
Efa miresaka Singapore iany (tsy ilay singany resahindry ramaso an)
Lasa ny eritreritro @fahatapahin' ny jiro matetika ao Dago, mila ho isan' andro.
T@herinandro taty tapaka 1h t@ faritra vitsy2. Tena pannique be mihitsy ary amina millions Singapore dollars (milliards gasy) ny indemnites nomen' ny SIngapore power ireo orinasa nitaraina satria nijanona ny production tanatin' io 1h io.
Ny ampitso d izay no resaka t@ gazety satria fanintelony nisian' ny fahatapahan' ny jiro teto hono io h@ 1960 moa izy zay sa tato anatin' ny 20 taona tsy tadidiko tsara.
Asa ahoana ny eritreritrareo amzany?

50. pitchou
(
23/07/2004 10:34)
eeeeeehhhhhh! aty ange kitjony jirama no masi-mandidy @zany e! raha misy zavatra simba noho ireny coupure lava ireny aza, d miandry fotsiny izy alou hoe b d b v no mitovy cas @ zay ao @ quartier vao mihetsika! ary raha tapaka ny jiro, zonao ny miantso any milaza izany saingy valiny tsotra no ataony hoe délestage io, na efa misy lasa mijery sns. Zao koa alou e!: matetika no misy fiara mahatapaka poteau aty!
52. kitjo
(
24/07/2004 10:58)
ny taty aloha taorian' ny 1960 hono izay dia fanintelony no nisy jiro tapaka e!
faritra vitsy kely ary zany fa nimenomenona aby zareo, za mba te hahita fa taty nande,
te hahita le sinoa mitabataba oh sinoa very entana fa aako efa zatra mahita jiro tapaka tany Dago an
faritra vitsy kely ary zany fa nimenomenona aby zareo, za mba te hahita fa taty nande,
te hahita le sinoa mitabataba oh sinoa very entana fa aako efa zatra mahita jiro tapaka tany Dago an