hono hoa

1. peluche ( 20/04/2004 09:04)
Ary inona nahatongan'i hery hamorona an'ity site ity?misy manohana ara-bola ve?ary ianao irery v no miandraikitra an'izy ty?
novalian'i fijo ny 22/04/2004 22:47
2. oully ( 20/04/2004 09:10)
tena "hono hoa" tokoa ....
3. hery ( 20/04/2004 10:35)
Misaotra tamin'ny fanontaniana :)

Efa napetrako ao amin'ny serasera.org ny momba ny tantara kelin'ny serasera
http://lisitra.serasera.org/index.php?rub=special/tantara

mbola hotohizana
4. ikaretsaka ( 20/04/2004 11:21)
roman be izy izany
5. jhouhlambout ( 20/04/2004 12:40)
roman be mampisy tsiky dia ampy!
6. oully ( 20/04/2004 13:06)
ils vécurent heureux (les namana) et eurent beaucoup de "rencontres" (ou tetikasa sy vinavina) ....

Dia inona moa ilay fihetsika farany alohan'ny hiakaran'ny soratra?
Tandremo ndray sao misain-dratsy eo an!!!!
7. hery ( 20/04/2004 20:21)
Tsy tafiditra tao anatin'ny tantara fa anisan'ny nipoiran'ny Hetsika Diaspora ihany koa ny SERASERA...
http://www.ifrance.com/madagasikara/newmg/hetsika%20communique%20de%20presse.htm

mbola hitohy. :)
8. hery ( 20/04/2004 20:23)
Endriky ny site serasera tamin'izany fotoana izany (2000)

http://lightning.prohosting.com/hery/
9. hery ( 20/04/2004 20:25)
Tamin'ny 3 Marsa 2000

http://www.geocities.com/seragasy/html/hafatra.htm

:)
10. ikaretsaka ( 20/04/2004 23:04)
firieme epizode isika izao
11. ravatorano ( 21/04/2004 07:22)
milay kosa ity site ity e.raha tsy diso aho dia mbola nanaoratra tao amin ny Lakroa i Hery no nidirako tamin ity site ity ary ny tao antrano no nahita anazy ity.za indray nefa no tavela miditra ato matetika fa ry zareo njai2 iany.
Mankahery anareo izay mikarakara azy ity.
Inn le sain dratsy ry oully ah ! aloha ny hiakaran ny soratra ve amin ny film ireny dia tsy maintsy misy ny mifanoroka na ny bizzz b e.tsy ratsy zany kah
Mazotoa rahery sy ny namana rehetra ao amin ny Admin ao e
12. fijo ( 22/04/2004 22:47)
ny ahy aloha ny tena nahatonga ahy nivadika tato dia ilay izy amin'ny teny gasy.nitady site gasy maro aho fa miteny frantsay ny ankamaroany.aty aho anefa efa io foana no hiainako isan 'andro ka nila zavatra tena gasy aho dia tao amin'ny site majunga sy tato ihany no hitako.fa tato aho no tena tamana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.152