Liste des messages

Liste des messages, inserés par rapah, par ordre de date
rapah ( 24/03/2004 13:13)
mitady raha misy ô!
Mitady sipa izay tsy mahay mampi ra fy aho raha misy any hoany .toa ahy tsy mahay mampirafy ihany . tena matotra io fa tsy vazivazy. rprincis @yahoo.fr, contacteo... suite
répondu par besoiiin le 25/04/2004 21:18
rapah ( 02/03/2004 12:23)
Izay tena tia ,tena tia
rehefa matotra ianao dia izaye!... suite
répondu par fijo le 28/04/2004 23:00
rapah ( 27/02/2004 10:43)
Tia mihira ianao !
Mitady bandy mba mahay mihira tsara aho raha mba liana ianao. ohatran' ny tarika JOHARY. aza matahotra fa expera ny aty. Rapah ! ... suite
répondu par rhh1972 le 26/03/2004 18:51
rapah ( 25/02/2004 13:44)
Ny farim-piainana sy ny fitiavana
Maninona kay ny olona @ankapobeny no mijery farimpihainana aloha vao mitia .? moa ve mitsinjo ny hoaviny izy ?.... suite
répondu par niainaj le 01/07/2004 12:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0136