Tia mihira ianao !
1. rapah
(
27/02/2004 10:43)
Mitady bandy mba mahay mihira tsara aho raha mba liana ianao.
ohatran' ny tarika JOHARY.
aza matahotra fa expera ny aty.
Rapah !
ohatran' ny tarika JOHARY.
aza matahotra fa expera ny aty.
Rapah !
répondu par rhh1972 le 26/03/2004 18:51
8. six
(
03/03/2004 17:23)
tsy miady zany fa samy manana ny tendreny io, ny an'ikaretsaka ngamba sifflet no tsofiny
16. rhh1972
(
26/03/2004 18:36)
Fa angaha tsy mitady vahivavy mahay mihira e! na tsy manga aza ny feonay mba efa somary maintso kely ihany.
17. rhh1972
(
26/03/2004 18:51)
Fa angaha tsy mitady vahivavy mahay mihira e! na tsy manga aza ny feonay mba efa somary maintso kely ihany.
